INDRAY MIJERY

Mbola mila fanentanana goavana ny fandresen-dahatra ny olona hanao fitiliana ny tsimokaretina VIH, hahazoany mandray fanapahan-kevitra hitondrany ny tenany. Raha miiba (-) ny fitiliana, misy mpisehatra afaka manoro hevitra amin’ny fiarovana mahomby. Raha miabo (+) kosa, manana sampandraharaha mandray an-tanana ny fitsaboana miaraka amin’ny fanafody maimaimpoana ary ny toromarika rehetra ny eto amintsika.

2024-2027, taom-piasana vaovao ho an’ireo mpitarika eo amin’ny sehatra nasionalin’ny Mpanazava sy Tily eto Madagasikara. Telo taona hifantohana amin’ny fanabeazana skotisma sy aimpanahy lalim-paka hahatonga ireo mpikambana ho olona feno. Natolotra tao amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana ireo tomponandraikitra nasionaly isan-tsokajiny: ny komity lehibe na rafitra mpitantana, ny rafitra mpanohana, ny ekipa nasionaly Mpanaza­va sy foibe Tily ary ireo tomponandraikitra voalohany ho an’ny faritany 33 ivelaran’ny fikambanana.

Partager sur: