Nikasa hamono tena : navantan-drangahy tany amin’ny tamboho ny fiara

Adin’ny mpivady niafara tamin’ny fikasana hamono tena! Navatan-drangahy tany anaty tambohon’olona ny fiara noentiny, ny alahady alina lasa teo. Nentin’ny hatezerana, nirimorimo, ni­hevitra ny ho faty izy. Ki­nanjo, ny tanany no tapaka, simba ny fiara. Rava ihany koa ny fefin-tokontanin’olona nifatraran’ny fiara. Ni­ditra an-tsehatra tamin’ny fanarenana ny simba ny tomponandraikitra eo anivon’ilay orinasa tompon’ny fiara.

Tsiferana R.

Partager sur: