Hifampitaona etsy Andohatepanaka, ny faran’ny herinandro ho avy izao, ireo Malagasy mpankafy ny taranja Rugby. Hifanandrina amin’ny famaranan’ny Top 20 ny samy kartie, Rosa club de L’Imerina Antohomadinika sy ny Rugby club des soldats Anosibe (RCSA). Hotanterahina ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny lalao famaranan’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
JJB-London Spring IBJJF : Nandrombaka medaly 2 ny Malagasy
Namiratra indray ny Malagasy mpiangaly ny taranja Jiujitsu brezilianina, nandritra ny fifaninanana “London Spring IBJJF”, natao tany Angletera, ny faran’ny herinandro teo. Samy nahazo medaly i Aiky sy i Mahasoa. Vokatra tsara indray no norombahin’ny Malagasy mpikatroka ny taranja Jiujitsu brezilianina, nandritra ny “London Spring IBJJF”, natao ny faran’ny herinandro teo. Nandrombaka […]
VAOVAO TAMBATRA
30% amin’ireo milina indostrialy “One District One Factory” (Odof) napetraka manerana ny Nosy ihany no mihodina. Tsy feno ireo milina, ao ireo manana olana ara-pitantanana. Misy ihany koa ireo napetraka amin’ny toerana tsy mifanaraka amin’ny asam-pamokarana sahaza azy. Ankehitriny, mametraka paikady sy politika vaovao entina hanarenana izany ny fanjakana. Misehatra […]
Orinasa afakaba : “Agrément” miisa 141 hosintomina
Hentitra. Mahatratra 141 ny sata mifehy maha orinasa afakaba ho sintomina noho ny tsy fanarahan-dalàna ataony. Nivoitra izany nandritra ny tomban’ezaka nataon’ny minisitry ny Indostria sy ny fampivelarana ny sehatra tsy miankina (MIDSP), Raharimanjato Nirina Nampoina, omaly, tetsy Anosy. “Maro ny fepetra tsy voahajan’ireo orinasa toy ny tsy fanarahan-dalàna, tsy […]
Jirama : Hisy milina hafa 30 MW hihodina
Nanazava ny tale jeneraly (DG) ny Jirama, ny jeneraly Rasolomanana Hajatiana, mahakasika ny fahatapahan-jiro sy ny fidinan’ny tanjaky ny herinaratra. Tsy delestazy mifandimby no ampiharina fa noho ny fiovaovan’ny famokarana vokatry ny vanim-potoana maintany. Simba ny fitaovana mitsinjara herinaratra, ny tariby, ny vata fanapahana herinaratra, ny vata mpanova herinaratra, sns. […]




