Manamarika ny faha-30 taona niaraha-niasa tamin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Marie Stopes Madagascar (MSI). Nampiroborobo ny fandrindram-piterahana no tena nampalaza azy. Tany amin’ny taona 1992, teo amin’ny 5% ny tahan’ny fanaovana fandrindram-piterahana moderina. Efa manakaiky ny 55% izany amin’izao fotoana. “Tsy tokony hiteraka miohatra ny 2 intsony ny tokantrano satria izay […]
Auteur/autrice : Adnews
Tetikasa Power : vehivavy 250 nahazo fiofanana
Nikarakara atrikasa tao Antsirabe, ny Antenimieran’ny varotra amerikanina eto Madagasikara (AmCham) sy ny masoivoho amerikanina, ny herinandro lasa teo. Nentina nifampizarana fahalalana sy nanamafy ny fahaiza-manao eo amin’ny sehatry ny fandraharahana izany. Nandray anjara ny vehivavy mpandraharaha maherin’ny 70 avy ao Antsirabe sy ny manodidina. Naharitra telo andro ny atrikasa izay […]
CEPE : tsara ny voka-panadinana teto an-drenivohitra
Tsara ny vokatra CEPE, teto Antananarivo Renivohitra sy ny Cisco manodidina. Nidina ny fahaizan’ny mpianatra tao Toamasina. Marefo ny vokatra any Kandreho. 77, 10% ny taham-pahafahana fanadinana CEPE teto amin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra, nivoaka tamin’ny faran’ny herinandro. Tsara koa ny voka-panadinana ho an’Antananarivo Avaradrano. 84,24% ny taham-pahafahana raha 82,60% tamin’ny […]
Mpanjono 115: nisitraka kisary ny rojom- pihariana trondro
Notontosaina ny sabotsy teo ny fanofanana ireo mpanjono 115 momba ny ny rojom-pihariana trondro na « cartographie de la chaine de valeur poisson » tao Andranobe atsinanana, Antsirabe, faritra Vakinankaratra. Anisan’ny lohahevitra noresahiny tamin’izany ny fampahafantarana momba ny asa rehetra sy ny mpandray anjara ary ireo pitsopitsony manodidina ny sehatry ny jono. […]
Ozinina mpanodina ronono: hampiakatra ny toekaren’ny tantsaha
Hanatsara ny fidiram-bolan’ny tantsaha mpiompy ao Moramanga ny fahazoana ny milina mpanodina ronono ao an-toerana. Havadika ho yaourt na fromazy ny ronono vokarina ka hanova ny toekaren’ny mponina. Ny zoma teo, tonga tao Moramanga , nanatitra io milina io ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny […]




