Nifarana tany Mahajanga, ny faran’ny herinandro teo, ny atrikasa fiofanana nokarakarain’ny governemanta Amerikana. Nisitraka izany ireo mpitarika English club moderator training (ECMT) 30 avy any an-toerana.Tanjona ny hanatsarana sy hamehezana ny fahaizan’ny mpianatra ny teny anglisy Amerikana. Niavaka ny fiofanana satria nomena azy ireo ny teknika rehetra ahafehezana ny fitenenana, […]
Auteur/autrice : Adnews
CEPE 2023 : 99 ireo mpiadina manana fahasembanana
Ho tanterahana rahampitso manerana ny Nosy ny fanadinana CEPE. Afaka nijery ny efitrano hiadinany ny mpiadina nanomboka omaly. Efa voazara avokoa ny taratasy fiantsoana ho an’ny tsirairay hatry ny faran’ny herinandro lasa teo. Ho an’ireo mpiadina manana olana, tsy nahazo ny taratasy fiantsoana noho ny tsy fandoavana saram-pianarana, mila manatona […]
Karate: hivoaka ny 9 jolay ireo handrafitra ny ekipa nasionaly
Nifarana omaly alahady 18 jona, teny By-Pass Ambohimanambola, ny fampivondronana fahadimy, hitilina ireo karateka handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, manomana ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2023), hatao eto Madagasikara ny 25 aogositra ka hatramin’ny 3 septambra ho avy izao. Hefarana ny faharetan’izany, niarahan’ ireo mpanazatra 6 mirahalahy ary ilay manampahaizana frantsay, i […]
Taranja Jiu-Jitsu : Ekipa 7 nifaninana tamin’ny Squad Games
Tontosa afakomaly, teny amin’ny Lapan’ny lalamby Soarano, ny fifaninanana « Squad Games », taranja Jiu-Jitsu Brésilien. Fifaninanana isam-bondrona, nahitana ady miisa 54. Sokajy 3 no nandray anjara. Sokajin’ny « Ankizy » : -8 -10 -12 -14 -16 taona. Sokajy olon-dehibe vao manomboka mifehy ny haiady: -60 -67 -74 -81 -88 +88kg (6 […]
Tenisy – Mondial 2023: hanomboka anio ny Davis Cup
Taorian’ny nandrombahan’ny ekipam-pirenena vehivavy malagasy, taranja tenisy, ny «Billie Jean King Cup» sokajy XV, fantatra fa hanao «Mondial Davis Cup» ihany koa ny lehilahy. Ny Davis Cup, atao any Kinshasha RDC Congo, manomboka anio ka hatramin’ ny 22 jona ho avy izao. Niainga ny sabotsy lasa teo ny ekipa malagasy. […]




