Auteur/autrice : Adnews

Atsimo andrefana : tsy mahakasika ny ala Mikea ny Base Toliara

Any amin’ny maherin’ny 100 km avaratr’i Toliara sy 80 km ny alan’i Ranobe no misy mponina, ny foko Mi­kea. Malagasy mbola miaina ny fotoana fahagola izy ireo, mivelona amin’ny haza sy ny remby. Anisan’ny mahavita miaina tsy misy rano. Manan-karena ara-kolontsaina, saingy tandindomin-doza ny faritra onenany, ankehitriny, vokatry ny fitrandrahana […]

Fandraharahana : manolotra « Packs Orinasa sy Orinasa+ » ny BNI

Tsy afa-miala amin’ny sehatry ny fizahantany ny fandraharahana sy ny fampiasam-bola. Antony nahatonga ny BNI Madagascar manao ny tolotra “Packs orinasa sy orinasa +” ho an’ireo mpandraharaha. Tolotra fampindramam-bola tsotra sy manamora ny fanatanterahana tetikasa. Misy ihany koa ny tolotra KRED izay hanomezana torolalana sy torohevitra amin’ny famatsiam-bola ny tetika­san’ireo […]