Anisan’ny vinan’ny filoha Rajoelina ny fisandratana ho an’i Madagasikara (IEM ). Mampiavaka azy ny fanohanana ny vehivavy mpandraharaha sy ny lehilahy amin’ny alalan’ny fandaharanasa. Nisy ny andiany voalohany nantsoina hoe «3,2,1 pitch by Fihariana», nisitrahana mpandraharaha miisa sivy avy any amin’ny faritra samihafa. Noho ny fahombiazan’io andiany voalohany io, natao, […]
Auteur/autrice : Adnews
200 miliara Ar tsy voaloa : hanangana sampandraharaha hitaky trosa ny Jirama
Very vola amina miliara ny orinasa Jirama. Vidin-jiro sy rano tsy voaloan’ny mpanjifa tao anatin’ny dimy taona. Hijery akaiky ny raharaha ny orinasa ka hanangana sampandraharaha hanara-maso izany. Hiroso amin’ny fitakiana ireo trosa tsy voaloan’ny mpanjifa teo anelanelan’ny taona 2018 ka hatramin’ny 2022 teo, ny orinasa Jirama. “Tafakatra hatramin’ny 200 […]
Vaky boky faobe : antoky ny fampandrosoana ny firenena
Tontosa omaly, teny amin’ ny Esca Antanimena ny hetsika “Vaky boky faobe ankalamanjana”. Nokarakarain’ny sekoly Esca sy ny vondron’ny ray aman-drenin’ny mpianatra (Vrm). Nisitraka izany ny mpianatra 3098 niaraka tamin’ny mpampianatra, sy mpandraharaha, ary ny solontenan’ny ray aman-dreny eto Antananarivo. “Tsy misy firenena mandroso raha tsy tia mamaky boky ny […]
Fampianarana teknika : 84%-n’ ny mpianatra niharan’ny fanararaotana ara-nofo
Hifarana anio ny hetsika fanentanana ho fanoherana ny herisetra ara-nofo eny anivon’ ny toeram-piofanana teknika, notanterahina nandritra ny hateloana, tany Toamasina. Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa Trade for decent work izay karakarain’ny sampandraharahan’ny Organisation international de travail (OIT) ho an’i Madagasikara, Comores, Maurice ary Seychelles izany. Mamatsy vola ny hetsika ny […]
CHU SSPA Analakely : 300 hatramin’ny 600 isan’andro no mahazo fitsaboana
Feno 90 taona ny CHU de soins et de santé publique, Analakely SSPA (na Institut d’hygiène teo aloha. Niorina ny taona 1932 izany ka ny governora Cayala no nitokana azy tamin’izany. Hopitaly tsy misy fandriana ny CHU de soins et de santé publique eo Analakely. Ahitana ny fitsaboana rehetra tsy […]




