Nanomboka omaly 11 hatramin’ny 13 mey, ny fivoriamben’ny Filankevitry ny governora, ahitana firenena 24, avy amin’ny faritra tapany atsinanana sy atsimo (ESA) ao anatin’ny Fikambanana iraisam-pirenena mikasika ny ladoany (OMD). Anisan’ny manome voninahitra manatrika izany ny sekretera jeneraliny, Kunio Mikuriya. Mamaritra ny paikady stratejikan’ny mpikambana ao amin’ny ESA ny filankevitry […]
Auteur/autrice : Adnews
Henan’omby : tsaho ny filazana fa mampiasa «formol»
Nidina ifotony koa omaly, ny fitantanana ny Fiompiana (DGE) ao amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Narahi-maso ny toerana famonoana omby eny Ampasika. Hita fa manaraka ny fitsipika sy ny fepetra rehetra ara-pahasalamana, ny henan’omby ity toerana ity. Nohitsin’ny tale jeneralin’ny Fiompiana ao amin’ny minisitera, Lezoma Tsiry, fa «miasa […]
Foire internationale de Madagascar- 2023 : mampivondrona ny mpandraharaha rehetra
Mampiray ny mpandraharahana isan-karazany manerana ny Nosy sy ireo orinasa eto an-toerana sy avy any ivelany ny FIM andiany faha-17. Asongadina anatin’ny hetsika ny fikolokoloana ny tontolo iainana ao anatin’ny fandraisana andraikitra. Nisokatra nanomboka omaly, eny amin’ny Parc des expos Forello, Tanjombato ny “Foire internationale de Madagascar” (FIM) andiany faha-17. […]
Kaominina Toamasina : “Tsy mazava ny fitantanam-bola”
Boky rovitra no azo ilazana ny zava-misy eo anivon’ny fitantanan-draharahan’ny kaominina ambonivohitr’ i Toamasina, araka ny fanadihadiana natao. Tsy tokony hisy olana ny karaman’ny mpiasa. 18 ny tsena, manampy ireo fivarotana ivelan’ny tsena, ny fampiasana ny moron-dalana, ny guichet-na taksiborosy, ny bar sachet eny amoron-dranomasina. Ny posy izay efa miakatra […]
Yali MWF : tanora 11 mianadahy hanainga ho any Etazonia
Nihaona tao amin’ny masoivoho amerikanina tamin’ ity herinandro ity ireo tanora mpitarika 11 mianadahy voafantina hisitraka ny vatsim-pianarana “Mandela Washington Fellowship for Young African Leaders» (YALI MWF) amin’ity taona 2023 ity. Nanomana ny diany izy ireo ary hifankafantatra bebe kokoa. Tamin’ izany koa no nampahafantaran’izy ireo izay andrasany amin’ity programa […]




