Auteur/autrice : Adnews

Halatra basy : tompon’antoka ny mpiandry fonja sy gadra

Mpiandry fonja telo sy voafonja telo indray naiditra am-ponja, afakomaly, rehefa avy natolotra ny fampanoavana momba ilay raharaha halatra basin’ny fonja ao Vavate­nina. Nihanivoatra hatrany ny fanadihadiana nataon’ny zandary ka nahazoana izao vokatra izao, taorian’ny famotorana rehetra. Basy Mas 36 efatra niaraka tamin’ny bala marobe tao amin’ny fonjan’i Vavate­nina no […]

Trafika : sokatra 54 hita tao anaty kamiaobe

Voasambotry ny polisy tao Toliara, afakomaly ireo olona telo voarohirohy tamin’ny fikasana hanondrana an-tsokosoko sokatra. Nahazo fampitam-baovao ny polisy miasa ao Ihorombe fa misy sokatra ataon’olona anaty gony feno saribao niainga avy any To­liara hoentina hiakatra aty an-drenivohitra. Nanao fanadihadiana ny polisy ka ny 2 avrily 2023 teo, voasakana teo […]

“Gool Den Team”: mandrahona olona indray ny zaza maditra

Mitohy ny fikarohana ireo tanora mandrafitra ny “Gool Den Team” ao Toamasina. Miroso amin’ny fampihorohoroana olona anaty tambajotran-tserasera indray izy ireo. Miditra amin’ny fandrahonana olona amin’ny alalan’ny kaonty anaty tambajotran-tserasera indray ny fikambanana tanora “Gool Den Team” ma­laza ratsy ao Toamasina. Mbola tsy naharenesana vaovao ny mahakasika ny fanadihadiana, efa […]