Auteur/autrice : Adnews

Affaire Lola Rasoamaharo: Lalatiana Rakotondrazafy remet les pendules à l’heure

La ministre de la Communication et de la culture (MCC), Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo s’est exprimée sur le cas du journaliste Lola Rasoamaharo, hier à la bibliothèque nationale Anosy. Pour elle, il importe de faire la différence entre délit de presse et délit de droit commun. L’affaire Lola Rasoamaharo, continue à […]

Misaona ny Volley : nodimandry Rakotomalala Elysé

Misaona ny tontolon’ny taranja Volley-ball mala­gasy. Nodimandry, omaly, Rakoto­malala Elysé na i Lily no anarana nahafanta­ran’ny maro azy, teo amin’ny taranja volley. 55 taona i Lily izao nindaosin’ ny fahafa­tesana izao, rehefa tojo tsy fahasalamana ny te­nany nandritra ny fotoana vitsy. Anisan’ny nitondra an­jara biriky maro teo amin’ny Volley-ball izy […]

Orange Pro League : mitarika ny Fosa Jr sy ny Mama FC

Mitohy hatrany ny fifaninanam-pirenena « Orange Pro Leeague ». Hatreto, mitarika ao amin’ny vondrona misy azy ireo ekipa goa­vana. Taorian’ny andro faha-11 amin’ny « Orange Pro League » (OPL), taranja baolina kitra, mitana ny laharana voalohany amin’ ny vondrona misy azy avy ireo ekipa roa vaventy eto Madagasikara. Ny Fosa Junior Boeny ao amin’ny […]