Auteur/autrice : Adnews

Tsenan’Anjoma sy ny Esplanade : nihaino ny feon’ny mpivarotra ny ben’ny Tanàna

Manohy ny fitetezana ny tsena eto Antananarivo ny ben’ny Tanàna, Andriantsi­to­haina Naina, miaraka amin’ ny ekipany. Teny amin’ny tse­nan’Anjoma sy ny Espla­nade indray ny tenany omaly. Mihaino ny feon’ny mpi­varotra izy ary mitondra ny vahaolana izay azo tanterahina avy hatrany. Tetsy amin’ny tsenan’ An­joma, nangataka ireo mpivarotra amin’ny fanatsarana ny […]

CUA – Tetikasa Sandratra : raisina an-tanana ireo vehivavy marefo…

Mifarimbona amin’ny fanohanana ireo vehivavy marefo ny orinasa maromaro miaraka amin’ny CUA amin’ny alalan’ny tetikasa Sandratra. Tanterahina ao amin’ny boriborintany I, III ary IV ny tetikasa Sandra­tra izay handraisana an-tanana manokana ireo vehivavy marefo, tokantena ary niala an-daharana tamin’ny fianarana. Fiaraha-miasan’ny kao­minina Antananarivo Reni­vo­hitra sy ny Aide et Action ary […]

Fikambanana Ranovory: mivoy ny haiady sy kolontsaina malagasy

Fikambanana mifototra amin’ny fandalana ny kolon­tsaina, ny fivoizana ny haiady malagasy ary ny zara hasina ny Ranovory. Toy ny fanao isan-taona, hisy ny fifampiarahabana noho ny taom-baovao malagasy, izay hotontosain’ny fikambanana ny 2 avrily ho avy izao, eny amn’ny INJ Carion, manomboka amin’ny 9 ora maraina. « Hanasanay ireo mpikambana rehetra, […]