Mitentina 19 tapitrisa Ar ny fanomezana natolotry ny orinasa Ambatovy hanampiana amin’ny ady amin’ny VIH/Sida ao Moramanga, tamin’ny volana janoary teo. Ahitana karazana fitaovana enti-manabe, fanamiana enti-miasa, petadrindrina sy takelaka fanentanana samihafa ny fanampiana nomena tamin’izany. Hanampy ireo tanora mpanabe olon-tsahala sy mpiasan’ny sampandraharahan’ny Fahasalamam-bahoaka ao amin’ny distrikan’i Moramanga (SDSP) […]
Auteur/autrice : Adnews
Tetikasa Bring O2 : tavoahangin’oxygène 100 ho an’ny hopitaly Befelatanana
Nanolotra tavoahangin’oxygàne miisa 100 ho an’ny hopitaly Befelatanana ny ONG Pivot, ao anatin’ilay tetikasa Bring O2, omaly. Ankoatra izany ny kojakoja ara-pahasalamana,mitentina hatramin’ny dimy alina dolara. Tafiditra ao anatin’ny fiaraha-miasa, ny fikojakojana ny fitaovana famokarana oxygène hahafahana mampiasa izany maharitra. Misy ny fampiofanana ny teknisianina mikirakira ny fitaovana. Homena fahaiza-manao […]
Centre Sembana Mijoro – 20 taona : 200 mahery ireo tanora efa miasa sy mahaleo tena
Mankalaza ny faha-20 taonany ny Centre Sembana Mijoro eto Antananarivo. « Tsara ny vokatra nandritra izay fotoana izay satria 200 mahery ireo tanora sembana ara-batana sy ara-tsaina efa mahaleo tena ankehitriny », hoy Razafinjato Fela, filoha mpanorina ny fikambanana. Nahazo tohana avy amin’ny fikambanana amin’ny alalan’ny vatsim-pianarana izy ireo. “Mbola nampiana tamin’ny […]
FMFP : namoaka olona 30 mpanao asa tanana
Ho fanomezana lanja ny asa tanana malagasy, namoaka olona miisa 30, ny ministeran’ny Asa tanana sy ny haitao, omaly. Hetsika niarahana tamin’ny sehatra tsy miankina FMFP. Nanomboka ny 13 febroary hatramin’ny 24 marsa 2023 teo ny fiofanana. Nilaza ny tale jeneralin’ny Serasera ao amin’ny minisiteran’ny Asa Tanana, Rabetsialonina Moustane, fa […]
Atsimo Atsinanana : sahirana ireo mpiompy tantely
Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Freddy teo, tany Atsimo Atsinanana, mikorontana koa ny fiompiana tantely. Arahi-maso ny tranon-tantely raha mbola mamokatra tsara, indrindra ny karazana Mellifera Unicolor, izay tsy misy afa-tsy eto amin’ny Nosy. Misavorovoro taorian’ny rivodoza ny andro iainan’ireo tantely ireo. Nahitana fiantraikany indrindra ny tranony, tsy afaka mivoaka ireo tantely […]




