Auteur/autrice : Adnews

Violence comme moyen de revendication : Vonto­vo­rona fermé jusqu’à nouvel ordre

Mesure radicale pour freiner les revendications des « étudiants » de l’Ecole supérieure polytechnique d’Antananarivo (Espa) à Vontovorna qui dérapent toujours dans la violence. Le président de l’Université d’Antananarivo, le professeur Mamy Raoul Ravelomanana, a ordonné la fermeture du campus depuis le 9 mars jusqu’à nouvel ordre. La situation a […]

Rugby vehivavy – «Can 2023» : mpifanandrina voalohany amin’ny Makis i Kenya

Araka izay efa nambaran’ ny tomponandraikitra eo anivon’ny Malagasy rugby, hatao eto Madagasikara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby vehivavy, lalaovina olona 15 “Can 2023”. Hotontosaina ny 18 ka hatramin’ny 29 mey ho avy izao, izany fihaonana izany. Tsia­hivina fa firenena efatra no hiady lohany amin’izany dia ny […]

Fifanintsanana “Mondial 3×3”: iray vondrona amin’i Aostralia ny Malagasy

Hotanterahina afaka roa volana any Israel, ny lalao sakana hahazoan’ny Ankoay vehivavy tapakila, hiatrehana ny fiadiana ny amboara eran-tany basikety 3×3. Ekipa 6 no hifaninana amin’izany ka nozaraina vondrona roa. Ao amin’ny vondrona A miaraka amin’i Repoblika Tchèque sy i Aostralia no vondrona misy an’i Madagasikara. I Israel, i Suisse […]

Lalaon’ny Nosy 2023: mety tsy handray anjara amin’ny tsipy kanetibe ny Malagasy

Noho ny sazy mianjady amin’ny taranja tsipy kanetibe eto Madagasikara, mety tsy ho afaka handray anjara amin’ny lalaon’ny Nosy na JIOI 2023, hatao eto amintsika, ny ekipa tsipy kanetibe malagasy. Tsy voavaly ny fitakian’i Claude Azema, filoha iraisam-pirenena, taranja tsipy kanetibe. Manahy ny tsy hisian’ ny taranja tsipy ka­netibe amin’ny […]