“Ankizivavy mianatra, vehivavy mizaka tena antoky ny fampandrosoana lovain-jafy” no lohahevitra nanamarihana ny Andro ho an’ny zon’ny vehivavy, teto amintsika. «Manana fahaiza-manao ahafahany mizaka tena ny vehivavy fa mila tohana sy fanohanana hampisehoany izany», hoy ny vadin’ ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Mialy, omaly, teny Mahamasina. Tao anatin’ny lahateniny, nanamarihana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fikambanana Destiny Ivato : vehivavy sahirana 400 nizarana fanampiana
Fizarana fanampiana ho an’ireo renim-pianakaviana sahirana tao amin’ny kaominina Ivato no nanamarihan’ny fikambanana Destiny ny Andron’ny vehivavy, omaly. Fikambanana tarihin-dRamatoa Randrianarisoa Hoby, vadin’ ny ben’ny Tanàna miantsehatra amin’ny asa sosialy sy ny fitsimbinana ny sahirana. Hisitraka asa ihany koa ireo vehivavy anjatony vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny orinasa mpanohana hatrany. Fiaraha-miasa […]
Fanamarihana ny andron’ny 8 marsa: nosakanan’ny Emmo/Reg ny hetsiky ny vehivavy Tim
Tsy mbola afa-bela raha mbola etsy Behoririka ? Nosakanan’ny Emmo/Reg, tsy afaka naneho ny fanamarihana ny andron’ny 8 marsa ireo vehivavy eo anivon’ny Tim Analamanga, omaly. Nikasa ny hankalaza izany tetsy amin’ ny Magro Behoririka izy ireo saingy izao tsy tanteraka izao. Efa niatrana vao maraina teny an-toerana ireo mpitandro […]
Fanendrena loholona vaovao: haka fanapahan-kevitra lehibe ny filoha Rajoelina
Efa nankatoavin’ny eo anivon’ny HCC, ny fiandohan’ny herinandro teo, ny fahabangan-toerana iray ao amin’ny Antenimierandoholona noho ny nanendrena ny loholona teo aloha, Randriamanantenasoa Landy ho minisitry ny Fitsarana. Navoitran’ny etsy Ambohidahy amin’izany fa anjaran’ny filohan’ny Repoblika ny manendry ny mpisolo toerana, eo anivon’io An-drimpanjakana io. Midika izany fa haka fanapahan-kevitra […]
Fitantanana sy andraikitra: manentana ny tanora hanana faharetana i Ndremitsara Tarzan
Iza izy ? Ndremitsara Jean Baptiste Tarzan. 42 taona ary manan-janaka telo mianadahy. Anisan’ny sakafo tiany ny ganagana. Fialamboliny ny mozika miaraka amin’ ny gadona mafana “Tropical” sy ny salegy. Tia baolina kitra sy “Box Française”. Anisan’ny nanamarika ny fiainany ka nahafaly azy ny nahatafidirany ho mpiasa ao amin’ny Ivontoeram-pirenena […]




