Une grande partie des citoyens ayant répondu à l’appel à renfort pour pallier le manque d’effectifs de personnels dans les Centres de traitement de Covid-19 (CTC-19) durant les moments forts de cette pandémie sont au chômage depuis la fermeture de ces structures de santé d’urgences. Les agents bénévoles réclament la […]
Auteur/autrice : Adnews
Basikety any ivelany: Mamiratra Rakotobe Kristina
Ao anatin’ny fanohizana ny fianarany ny taranja basikety, any Etazonia amin’izao fotoana izao, Rakotobe Kristina. Ao amin’ny Virginia Academy izy no manohy izay fianarana sy basikety. Raha ny vaovao avy any an-toerana dia tena mamiratra tokoa izy. Niatrika fifaninanana teo anivon’ny lisea any Etazonia na ny NACA, ny ekipan’i Kristina, […]
Tenisy : handray lalao maro Antananarivo
Araka ny fandaharam-potoan’ny Federasiona malagasin’ny taranja tenisy (FMT), hatao eto Antananarivo ny lalao iraisam-pirenena ho an’ny tanora latsaky ny 18 taona, sokajy lahy sy vavy. Hotontosaina ny 26 jona hatramin’ny 9 jolay ho avy izao. Fifaninanana izay karakarain’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny tenisy (ITF) sy ny kaonfederasion’ny tenisy eto Afrika (CAT). Hatao […]
Rugby – « 6 Nations » : laharana voalohany Irlande
Tsy mbola resy mihitsy i Irlande. Ny Trèfle avy any an-toerana no eo amin’ny laharana voalohany amin’ny fifaninanana izay ho tompondakan’ny Eoropa “6 Nations”. Manana isa 15 miampy “Difference de points” (DP) 51. Resin’i Irlande tamin’ny isa 34 no ho 20 i Italia. Lalaon’ny andro fahatelo ny fifaninanana notanterahina tao […]
Volley-CAVBZone 7: nahazo fandresena ny Stef’Auto avy eto Madagasikara
Niditra tamin’ny lalao faharoa ny ekipan’ny Stef’Auto Atsinanana, omaly, ao anatin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ny klioba tompondakan’ny faritra faha-7 (CAVBZone 7), ao Maorisy. Nahazo ny fandresena voalohany izy ireo. Nanitsy ny lesoka ny Stef’Auto ! Taorian’ny faharesena azony, ny alahady lasa teo, nanoloana ny Tampon Gecko Volley ball […]




