Auteur/autrice : Adnews

Présidentielle à deux tours: la Ceni propose les 9 novembre et 20 décembre

Quelles sont les dates de l’élection présidentielle à venir ? Après des jours et des jours de concertation, la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) a finalement fait une proposition de dates: 9 novembre pour le premier tour, et le 20 décembre pour le deuxième. L’attente est longue et l’opinion publique […]

Telma-2Africa : internet matanjaka indrindra

Tafapetraka ny 3 febroary 2023 teo, tany Mahajanga ny tariby fifandraisan-davitra (câble) any ambany ranomasina 2Africa. Niara-niombon’antoka nametraka azy ny orinasa Telma sy ny Vodafone, izay hamatsy an’i Afrika, indrindra ny aty amin’ny tapany atsinanana. Hisitraka sy ampiasa izany ny olona miisa 3 miliara. Tariby fifandraisan-davitra matanjaka indrindra maneran-tany ity […]

VONDRONA EOROPEANINA sy ny MAEH: fanatsarana ny famatsian-drano eto an-dRenivohitra

Isan’ny tohanan’ny Vondrona eoropeanina ny tetikasa Jirama Tana Water III, hanatsarana ny famatsian-drano fisotro eto Antananarivo sy ny manodidina. Eo koa ny fanadiovana ny lakan-drano hanafainganana ny fivarinan’ny rano. Nihaona tamin’ny minisitry ny Rano, fanadiovana sy fidiovana (MEAH), Ravokatra Fidini­avo, omaly, ny masoivohon’ ny Vondrona eoropeanina (UE) miasa eto Madagasikara, […]

Fenitra EITI : fitantanana mangarahara ny harena an-kibon’ny tany

Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasan’ny filoham-pirenena ny fametrahana ny fitantanana mahomby sy mangarahara. Anisan’ireny ny fitantanana ny harena an-kibon’ny tany. Isan’ny firenena mampihatra ny fenitra, fametrahana ny mangarahara amin’ny fi­trandrahana harena an-kibon’ ny tany vaventy (EITI), i Madagasikara. Natao teny amin’ny Busi­ness Mining Ivato, omaly 09 febroary, ny fivorian’ny vaomieram- pirenena […]

Faritra Analamanga: voalohany Manjakandriana amin’ny famokarana

Manjakandriana, distrika voalohany amin’ny faritra Analamanga nahazo fanohanana voalohany ny tantsaha ao aminy mpiompy tantely. Mivelona amin’ny fiompiana sy fambolena ny tantsaha. Natolotry ny minisiteran’ny Indostria izany fitaovana izany, omaly. Malaza amin’ny fiompiana tantely ny distrikan’i Manjakan­driana, misy ny 30 %-n’ny ala eto Analamanga, ohatra fotsiny ny ao amin’ny kaominina […]