Rasoanaivo Razafy Laura (Judoka) -Vinako amin’ity taona 2023 ity, ny hampitombo ny isako hahazoako ny tapakila hiatrehana ny Lalao olympika 2024. Hiezaka ny hitazona ny anaram-boninahitra efa eo ampelatanako aho. Fanamby ny hahazoako ny tompondaka an’i Afrika sokajy Junior. Ankoatra izay, haka medaly amin’ny fiadiana ny tompondaka an’i Afrika sokajy […]
Auteur/autrice : Adnews
Basikety : nodimandry i Veve Prince
Misaona ny tontolon’ny taranja basikety malagasy. Nodimandry, omaly 1 janoary, i Hajaniaina Veve Prince (Veve Jump). Mpikambana tao amin’ ny federasiona malagasy ny basikety (FMBB), ny tenany. Aretina homamiadana, efa nikiky azy nandritra ny fotoana maro no nitarika ny fahafatesany. Anisany tena nahafantarana azy, ny fikarakarana ny fifaninanana “Tournoi Jump”. […]
Tsipy kanetibe: nisongadina ny amboaran’ny filoha
Anisan’ny taranja nampamiratra ny malagasy, ny tsipy kanetibe. Nanjombona sy nisedra olana anefa izany nandritra iny taona nivalona iny. Teo ny tsy fisian’ny lalao iraisam-pirenena, natrehina sy ny namoizana ny mpanazatra ny ekipam-pirenena. Na izany aza, nisongadina kosa ny fisian’ny fifaninanana niadiana ny amboaran’ny Filoha, izay fahombiazana tanteraka. Nifamahofaho tao […]
« Fonds souverain malagasy » : hitrandrahana ny harena eto an-toerana
Tsiahivina fa lany teo anivon’ny Antenimierandoholona ny lalàna « Fonds souverain malagasy », natao indrindra hanomezan-danja ny sehatra rehetra eto Madagasikara. Trandrahina izay azo atao rehetra mba tsy hiankinan-doha any ivelany, na ao anatin’ny fanatontoloana aza ny toekarena eran-tany, araka ny nambaran’ireo loholona momba ity tahiry ity. Araka izany, avy amin’io «Fonds […]
Boeny : mpanjono maro be nahazo « kit de sécurité »
Mitohy hatrany ny hetsika fizarana fitaovana, ataon’ny Ministeran’ny Jono sy ny toekarena manga. Notanterahina tany amin’ny faritra Boeny, ny fizarana fitaovam-piarovana an-dranomasina na “kit de sécurité en mer”. Nahazo ny anjarany ny mpanjono miisa 100, tao amin’ny fokontanin’i Antsohery. Hetsika izay notontosain’ny ekipan’ny fitaleavam-paritry ny Jono sy ny toekarena manga […]




