Maherin’ny 50 taona ny WWF eto Madagasikara, mahita ny antsipiriany ny tokony hatao momba ny fiarovana ny tontolo iainana, ny biby sy ny zava-maniry amin’ny toerana misy azy : ala, ranomamy, ranomasina. Noho izay asany izay, antenaina hitombo 10 % ny vokatry ny jono azo ary ho tsara tahiry. Tanjona apetraky […]
Auteur/autrice : Adnews
Entana lany daty: mitentina 800 tapitrisa Ar nodorana
Tao anatin’ny herintaona, nahatratra 817 096 940 tapitrisa Ar ny vidin’ireo entana lany daty nodoran’ny teo anivon’ny minisiteran’ny Varotra sy ny indostria. Tsy fanajana ny fenitra tokony arahina ho an’ny mpanjifa, tafiditra anatin’ny tanjona napetrak’ity ministera ity ny famongorana ireo entana ireo. Anisan’ny karazan’entana sarona niparitaka saingy efa lany daty ny paty, […]
Inde sy Madagasikara: miara-miasa ho fampandrosoana ny sehatra indostria
Mifanome tanana amin’ny fampiroboroboana ny Taninketsa Indostrialy i Inde sy Madagasikara. Nandray ny masoivoho vaovaon’i Inde, SE Bandaru Wilsonbab, ny minisitra Razafindravahy Edgard, misahana ny fampiroboroboana ny Indostria, ny varotra sy ny fanjifana (MICC) ny 29 desambra2022. Tsapan’ny ministra Edgard Razafindravahy tamin’ny fitsidihany tany an-toerana, ny lanjan’ny fandrosoan’ny firenena indiana […]
Tae-Kwon-Do WT : hatao any Toamasina ny fifaninanana
Hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, eo amin’ny taranja Tae-Kwon-Do WT, ny ligin’ Atsinanana. Hotanterahina ny 5 ka hatramin’ny 7 janoary ho avy izao, ny fifaninanam-pirenena, ho an’ny sokajy rehetra. Hiady izay ho lohany amin’ izany, ireo ligy 9 mandrafitra ny federasiona. Hanana ny lanjany manokana ity fihaonana ity, […]
Fahafatesan’i Pelé : nanome voninahitra azy ny mpankafy baolina kitra rehetra
Nodimandry i Edson Arantes Do Nascimento na i Pelé, mpanjakan’ny baolina kitra brezilianina sy eran-tany, ny alakamisy lasa teo. Taorian’izany, naneho ny fihetseham-pony mahakasika izany, ireo olo-malaza rehetra, tao anaty tambajotra serasera. Araka izany, nanoratra hafatra ho an’i Pelé ireo kintan’ny baolina kitra ankehitriny, isan’izany i Messi, mpilalao Arzantina, “ […]




