Chaque 25 décembre, comme à l’accoutumée, le chef de l’Etat, Andry Rajoelina et sa famille, ont assisté à la messe de la Nativité au centre Akamasoa, sous le signe du partage et de joie. Une tradition présidentielle initiée par Andry Rajoelina. Hier, la famille du président de la République a […]
Auteur/autrice : Adnews
Maladie saisonnière.
4’Mi: ialana ny toe-tsaina zatra mangataka lava
Misy dingana arahina ny fiahiana ny 4’Mi eto, raha ho an’ny ministeran’ny Mponina manokana. “Voalohany, alaina eny amin’ny toerana misy azy ireo ny 4’Mi ka apetraka ao amin’ny Madcap mandritra ny enim-bolana. Hafindra any Ankaribo avy eo rehefa tapitra ny fe-potoana ka omena fiofanana maro samihafa hoentin’izy ireo miaina aoriana. […]
Nohon’ny COVID – 19: nasorina tamin’ny asany i Felix
Anisan’ny raim-pianakaviana, manao noely eny an-dalambe ihany koa i Felix. Raim-pianakaviana 40 taona. Taorian’ny krizin’ny valan’aretina Covid 19, maro ireo orinasa nikatona. Isany niharan’ny fahaverezan’asa izy. Tsy vitan’izany, mbola nilaozam-bady ihany koa. Niasa tamin’ireny orinasa tsy miankina, mikirakira vy ireny saingy lasa 4’Mis. Mankalaza ny noely samirery izy, araka ny […]
Famatsiana avy amin’ny BAD (ADRIFI): hanamoràna ny fitantanana noho ny fiovan’ny toetr’andro
Nankatoavin’ny Filankevi-pitantanan’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (BAD,) tamin’ny 5 desambra teo, ny famatsiam-bola 19,25 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara. Ho fanampiana ny fiatrehana ny loza noho ny fiovan’ny toetr’andro izany. Hahazo ny famatsiam-bola fanampiny ho an’ny fandaharanasa afrikanina hiatrehana ny loza vokatry ny fiovan’ny toetr’andro (ADRIFI)*,i Madagasikara. Famatsiam-bola hanamoràna […]




