Auteur/autrice : Adnews

En beauté

Clôturer la session en beauté ce jour, c’est le souhait des députés. Mais arriver en masse pour ne pas sortir la tête baissée après les événements de la semaine dernière, ils auront beau vouloir cacher la situation, sauf que les citoyens ne sont pas dupes. Le climat politique s’échauffe. Bien […]

Coopération: Andry Rajoelina et Joe Biden mettent l’accent sur la stabilité

Dans le cadre du sommet Etats-Unis-Afrique, le président de la République Andry Rajoelina a été reçu par son homologue américain Joe Biden, à Washington. Entretien particulier avec le président américain Joe Biden en marge du sommet USA et Leaders africains à Washin­gton DC, a noté la Prési­dence dans son communiqué. […]

Karate Malagasy : nosazian’ny UFAK avokoa ireo Federasiona roa

Nilatsaka ny sazy ho an’i Madagasikara ! “Tsy afaka mandray anjara amin’ireo hetsika rehetra, karakarain’ny UFAK, ireo federasiona roa eto amintsika”, ho an’ny ta­ranja karate. Io no sazy navoakan’ny «Union des Fédé­ra­tions Africaines de Karaté», tamin’ny alatsinainy 12 desambra lasa teo. Ankilany, tsy iharan’izany ireo karatékas, fa mahazo mandray anjara amin’ireo […]

Lomano – Tompondaka eran-tany 25m : nanamontsana « record national » i Jonathan

Niditra an-tsehatra, omaly, teo amin’ny fifaninanana 100 m brasse, ny mpilomano malagasy, Raharvel Harivony Jonathan, tafiditra amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany, ho an’ny dobo filomanosana 25 m, taranja lomano, hatao any Aostralia. 1.01.08 no nahavitan’i Raharvel Ha­rivony Jonathan, ny fifaninanana 100m brasse, tany amin’ny dobo filomanosana Mel­bourne Aostralia, io « record […]

Tenisy ho an’ny jeneraly : tompondaka i Sahivelo sy Razafimboto

Nandrombaka ny amboara tamin’ny “Tournoi des étoiles”, taranja tenisy, ny lehiben’ny Etamazaoron’ny tafika, ny Jeneraly Sahivelo Lala Monja Delphin, sy ny Je­neraly Razafimboto. Fifani­na­nana natao ny talata lasa teo, teny amin’ny kianja Comp­lexe Sportif Militaire Betongolo. Hetsika karakara­in’ny Ofisy miaramilan’ny fanatanjahantena sy ny ko­lon­tsaina (OMSC), ary ny Sam­pana misahana ireo […]