Efa eny am-pelantanan’ny tomponandraikitry ny fonja ao Moramanga, omaly, ny roa lahy tamin’ireo gadra 14 nandositra. Anatin’ny fikarohana ireo voafonja miisa 12 ambiny izay anisan’ny nandositra tao amin’io fonja io ny tomponandraikitry ny filaminana ao an-toerana, amin’izao fotoana. Nandritra ny fikarohana, roa lahy tamin’ireo tafaporitsaka no tafaverina am-ponja, omaly. Gadra […]
Auteur/autrice : Adnews
Mpamaky trano : Olona fito voasambotry ny zandary
Mitohy hatrany ny famongorana ny mpanao asa ratsy, iandreketan’ny mpitandro filaminana. Andian-dehilahy miisa enina sy vehivavy iray indray no voasambotry ny zandary avy ao amin’ny zana-tobim-paritra Soavina, omaly. Tra-tehaka teny Ankadimbahoaka, teo am-pivarotana entana sy kojakojan-tokantrano halatra, izy ireo. Anisan’ny tratra, tamin’ izany, ny vilany aluminium miisa telo, rice cooker […]
Voaroba 5 tapitrisa Ar : Mpanangom-bokatra maty voadaroka
Raim-pianakaviana iray mpanangom-bokatra no matin’ny daroka teo amin’ny hatony, afakomaly. Voaroba ny vola mitentina 5 tapitrisa Ariary. Nafenina tao anaty bozaka tao Ankerana Avaratra, ny razana. Nifampitadiavan’ny olona akaiky azy, hita faty tao Analandrandirana, antampon’ny Betatamo, kaominina Ankerana Avaratra, distrikan’i Tsiroanomandidy, ny lehilahy iray, afakomaly maraina. Mpamily kamiao sady voairaka […]
Havatsa –Upem : Nankasitrahina ireo mpanoratra nahavita be
Fikambanana zokiny indrindra. Notanterahina afakomaly, tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny lanonana fanolorana ny mariboninahitry ny kanto, ny soratra ary ny kolontsaina, ho an’ireo mpikambana ao amin’ny Havatsa-Upem. Nisitraka izany ny mpanoratra miisa 28. Nakarina ho laharam-boninahitry ny kanto «Commandeur», izay fara-tampony ny 11. Mpanoratra efatra nosalorana ny «Officier», 13 nahazo […]
Rasazy Ramarojaona Rindra: “Fahafaham-po rehefa mahatafita ny ain’izy mianaka”
“Rasazy Rindra no hahafantaran’ny olona ahy fa Ramarojaona Rindra no anarako, efa niasa nandritra ny 12 taona tamin’ny CSBII teto Antsirabe. Tena tiako ny mikarakara ny reny sy ny zaza, manampy sy manome torohevitra amin’ny lafiny maro.” Maro ny sedra nolalovana tamin’ny asa ary tena mafy amiko ny mahita ny […]




