Auteur/autrice : Adnews

FIM : Hasongadina ireo orinasa lehibe

Hotanterahina ny 7 hatramin’ny 10 mey 2026, eny amin’ny CCI Ivato, ny andiany faha-27 amin’ny Foire internationale de Madagascar (FIM), andiany faharoa tantanin’ny Mada­Vision. Lohahevitra noraisina ny hoe « Madagascar en mouvement : les secteurs qui bougent, les idées qui avancent ». Nambaran’ny mpiara-mitantana ny MadaVision, Ranaivo Oranne, fa « […]

Fanaingana ny toekarena : Seha-pihariana valo mitodika amin’ny tsena

Tanjona amin’ny fanaingana ny toekarena ny famokarana mitodika amin’ny tsena. Tena misongadina aty afovoan-tany ny fambolem-bary, ny vokatra fanondrana, ny voamaina, ny fiompiana akoho amam-borona ary ny ronono. Natao tany Antsirabe, ny 22 sy ny 23 janoary teo, ny Dinika fikaonandoha ho fanaingana ny toekarena isam-paritany ho an’Antana­na­ri­vo. Voakasik’izany ny […]

TSELATRA

Naiditra vonjimaika am-ponja, afakomaly, ireo telo lahy, mpanendaka eny ambony Bajaj ao Mahajanga. Miray tsikombakomba amina mpitondra bajaj izy ireo. Mandray zotra tahaka ny mpandeha rehetra, manendaka poketra sy findain’olona, avy eo mandositra. Miisa roa ny fitarainana voarain’ny kaomisaria foibe ao Mahajanga momba ity tranga ity, tamin’ity volana ity. Nafindra […]

Nikasa hangalatra voninkazo : Lehilahy roa voasambotry ny zandary tetsy Itaosy

Voasambotry ny zandary tetsy Itaosy ny lehilahy miisa roa, afakomaly alina. Nikasa hangalatra voninkazo tao amin’ny trano iray andalam-panamboarana eny an-toerana izy ireo. Lehilahy roa saika hangalatra voninkazo, tratra teny Ankaraoka, fokontany Vo­ne­lina, kaominina Fiom­bonana, Itaosy, afakomaly 27 janorary 2026, tamin’ny 11 ora alina. Efa hitan’ny fokonolona sy ny mponina […]