Tontosa ny sabotsy 24 janoary, tao amin’ny efitrano malalaky ny kaominina Arivonimamo ambonivohitra, ny fanavaozana sy fifidianana ny birao hitantana ny Fikambanana Zanak’Imamo mandritra ny 3 taona. Nanome toky ireo birao vaovao, tarihin-dRandimbiarison Herizo, fa hiezaka hanao izay tratry ny heriny izy ireo hitondra ainga vao ho an’ny tanànan’ Arivonimamo ary […]
Auteur/autrice : Adnews
« Mandrakizay Doria » : Sarimihetsika mampifandray ny taloha sy ny ankehitriny
Tsy toy ny sarimihetsika malagasy saika mahazatra… Teo amin’ny fanoratana sy ny fanatontosana dia efa tsapa ny ezaka hanome endrika vaovao ny sarimihetsika malagasy, ao anatin’ny « Mandrakizay Doria ». Mipetraka ho tsipi-panohizan’ny tantara taloha sy ny ankehitriny ny vokatra. Ny 13 febroary 2026 izao no handeha voalohany anaty efitrano […]
INDRAY MIJERY
Mahazo vahana ny talio mitondra rotsakorana betsaka ho an’ny tapany avaratry ny Nosy. Misy faritra andro ratsy koa arahi-maso ao amin’ny ilany avaratra andrefan’ny Nosy. Ambany ny taha hivadihany ho rivodoza, saingy hitondra rotsakorana betsaka ho an’iny tapany avaratra andrefana iny izany. Nahazo fampitandremana miloko mavo noho ny habetsahan’ny rotsakorana, […]
Fikambanana Fivama : Hofanina ho sahy hiteny imasom-bahoaka ny vehivavy
Andiany faharoa ny hetsika fanofanana amin’ny fahasahiana mandray fitenenana imasom-bahoaka na ny « art oratoire » nataon’ny Fikambanan’ny vaiavy Mandritsara milaranivahitra eto Antananarivo. Nitombo ny mpandray anjara satria an-jatony ireo liana raha nanodidina ny 67 izany tamin’ny taon-dasa. Hahafahana misokatra amin’ny sehatra maro ny fahaiza-miteny imasom-bahoaka. Tombony hoentina amin’ny fiainana, hananana fahatokisan-tena […]
Fahasalamana: Mbola misy ireo mararin’ ny bilarziozy
Manao fanairana sy fampahatsiahivana ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka fa mbola misy, isan-taona, ny olona mararin’ny bilarziozy sy ny kankan-tsinay eto Madagasikara, ka tsy tokony ho variana. Fadiana tanteraka ny milomano anaty rano miandrona itoeran’ny kankampisaka izay mahatonga ny bilarziozy. Tsy tokony hihinana sakafo maloto na misakafo amin’ny tanana tsy voasasa fa […]




