Ho fantatra anio, ny filaharana vaovao an’ny Barean’i Madagasikara, amin’ny Fifa. Tsiahivina fa mety hiova tanteraka io filaharany io, noho izy ireo tsy nandray anjara tamin’ny Can teo nefa ireo laharana ao ambaniny nandray anjara tamin’izany. Anisan’ireo hiakatra laharana, ohatra, i Soudan sy i Comores. Raraka teo amin’ny dingana voalohany, […]
Auteur/autrice : Adnews
JJB-Tompondakan’i Eoropa : Resy tamin’ny ady faharoa i Xavier
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Lisbonne, ny fiadiana ny tompondakan’i Eoropa, taranja Jiu-jitsu Breziliana, nandraisan-dRanarivelo Xavier anjara. Teo amin’ny ady faharoa, nanoloana an’ilay mpikatroka laharana faharoa maneran-tany, ity Malagasy mpikatroka ity no resy ka tsy afaka nanohy intsony ny fifaninanana. Nahazo fandresena kosa izy tamin’ny ady voalohany, rehefa nifanandrina […]
Baolina kitra – “CAN 2025” : Nahazo “prize money” 7 tapitrisa dolara i Sénégal
Nikatona tanteraka ny andiany faha-36 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (Can 2025). Voahosotra ho tompondaka ny Lionan’i Teranga, Sénégal. Ankoatra izay, nahazo “prize money”, mitentina 7 tapitrisa dolara avy amin’ny Kaonfederasionina afrikanina (Caf) ny delegasionin’izy ireo. Samy nahazo ny anjarany daholo ihany koa […]
TARATRY ny KANTO
Hisy ny dinika fampahafantarana ny “Alahamadibe taona 465”, ny alakamisy 22 janaory izao, amin’ny 8 ora maraina, etsy amin’ny IKM Antsahavola. Misokatra ho an’ny rehetra izay liana mahakasika ny fomban-drazana amin’ny ankapobeny, indrindra mahakasika ny “Alahamadibe” izy ity, karakarain’ny vondrona Tsy mamorona fa mamelo-maso. Tsiahivina fa ny 19 marsa ho […]
Tontolon’ny hira : Ny mpamerina no betsaka
Zara raha ahenoina sanganasa vaovao. Saika ireo efa noforonin’ny teo aloha ihany no averin’ireo tarika na mpihira aty aoriana. Tranga anisan’ny mampivarahontsana eo amin’ny tontolon’ny hira malagasy izy io. Ireo hira noforonina tany amin’ny taona 1950, 1960, 1970, 1980, no re etsy sy eroa. Na ireo heverina fa « mpanakanto » manana […]




