Auteur/autrice : Adnews

Mpiziva: Hanao fankalazana sy hetsika iombonana

Ny zoma 9 janoary teo, nifamory tetsy amin’ny sampanana efatra Morarano misy ny Visie, toeram-piasan’ny polisy sy ny  tsangambaton’ny  fampihavanana ny Ziva, fikambanana naorin’ ny kolonely Masondahy Dauphin,  taorian’ny raharahan’ny taona 2002. Misy foko miisa efatra mivondrona ao anatiny: Antesaka, Betsileo, Antandroy ary Makoa. Nambaran’i Georges na Rolly, mpitarika, teo […]

« Salon du bien-être »: Hatao etsy Androhibe, ny 23 – 25 janoary

Hotanterahina ny 23 hatramin’ny 25 janorary 2026 ho avy izao ny hetsika « Salon du bien-être », andiany voalohany. Hetsika karakarain’ny Centre de Gaïa, etsy Androhibe. Miavaka ary mbola tsy fahita firy eto Madagasikara io tolotra io satria natokana ho an’ny tontolon’ny fahasalamana amin’ny ankapobeny sy ny ara-tsaina ary ny fahasalamana […]

VAOVAO TAMBATRA

Mihisatra ny asa fanarenana ny lalam-pirenena fahefatra, mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga. Mbola ny 20% monja ny fandrosoan’ny asa vitan’ny orinasa CRBC sy ny Witec, ao anatin’ny tetikasa PDDR, vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola. « Handraisana fepetra ny orinasa tsy manao araka ny tokony ho izy ny asany. Mila manampy isa ny mpiasa sy […]

MECC 2026 : Hampivelatra ny fandraharahana any Kanada

Hotanterahina ny 26 avrily ka hatramin’ny 11 mey ny he­tsika “Mission économique et commerciale au Canada” (Me­cc), andiany fahafito, karakarain’ny Antenimieran’ny varotra Kanada-Madagascar (Ca­n­­cham). Hetsika lehibe hampahanfantarana ny vo­katra sy ny fandraharahana malagasy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Ambohi-pihaonan’ireo mpandraharaha ny iraka ara-toekarena, ma­nampy amin’ny fifanakalozan’ ny roa tonta sady manitatra […]

Orinasa malagasy : Misehatra amin’ny tsy ara-dalàna ny 98%

“Ao anatin’ny sehatra tsy ara-dalàna ny 98% ny orinasa malagasy”, hoy ny fanazavan’ny minisitry ny Fampirobo­ro­boana ny indostria sy ny fampivelarana ny sehatra tsy miankina (MIDSP), Rasoarahona Andriniaina. Fanehoan-keviny tao amin’ny fahitalavi-pirenena, andro vitsy lasa izay. Sakana ho an’ny fampandrosoana ny toekarena sy ny indostria mala­gasy izany, ka entanina izy […]