Toy ny vara-datsaka ny vaovao nilatsaka teto an-dRenivohitra, omaly. Voalaza fa ny renibeny sy ny rahalahin-drainy ihany hoe no namono ilay zazavavikely, vao 8 taona tetsy Antohomadinika IVO. Tsy vitan’izay fa mbola niampy hoe: “Natao sorona”! Loza tsy roa aman-tany. Indroa nahita ny mangidy ilay zaza novonoina. Nolazain’ny velona […]
Auteur/autrice : Adnews
Filankevitry ny minisitra: fampandrosoana ny tapany atsimo
Niompana tanteraka tamin’ ireo paikady sy fandaharanasa mitondra fampandrosoana ho an’ny tapany atsimon’ny Nosy ny filankevitry ny minisitra, natao tany Toliara, omaly 14 mey. Nitarika izany ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, natrehin’ny praiminisitra Ntsay Christian ary ireo mpikambana anaty governemanta. Nodinihina ny tetikasa efa mandeha, ny hatomboka ary ny mbola hatao […]
Herinaratra ho an’ny eny ambanivohitra: mamatsy vola 37,5 miliara Ar ny BNI Madagascar sy ny WeLight
Miara-miombon’antoka ny banky BNI Madagascar sy ny orinasa We Light hanome herinaratra ho an’ny eny ambanivohitra. Tanàna 172 hatreto no efa misitraka ny tetikasa. Mitentina 37,5 miliara Ar (7,5 tapitrisa Euro) ny famatsiam-bola omen’ny BNI hanatanterahana ny tetikasa. Hetsika tafiditra ao anatin’ny andraikitra sosialin’ny orinasa (RSE) ny BNI Madagascar ho […]
Tselatra
Hiakatra fampanoavana anio, i Kiady, mpilalao sarimihetsika. Notanana natao andrimaso teny anivon’ny zandarimaria Itaosy izy tamin’ny trangana lozam-pifamoivoizana nahafatesan’olona teny Bemasoandro Itaosy, ny sabotsy teo. Nodimandry ny alahady maraina moa ilay vehivavy 29 taona, nitaingina moto, izay voadonan’ity fiara ity. Mbola mitsabo tena eny amin’ny hopitaly kosa ny olona iray […]
lehilahy voatsindrona antsy: voasambotra ilay nahavanon-doza
Voasambotry ny zandary avy amin’ny Brigade territoriale Brickaville, afakomaly, ilay tovolahy nanindrona antsy ka nahafaty ny dadatoany, tany Nierenanana. Fantatra fa vono olona niniana natao ny tsindron’antsy natao teo amin’ny fony ka nahafaty ity lasibatra ity, raha ny fanazavana voaray avy amin’ny zandary any an-toerana. Hita faty nihosin-dra teo ambony […]