Mampahatsiahy ny didy navoakan’ny prefektoran’ny tanàna ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny amin’ny tokony hikatonan’ireo toeram-pisotroana rehetra amin’ny 9 ora alina. Voakasik’izany avokoa na ireo anaty trano na ireo eny amoron-dalana. Ho fitandroana ny fandriampahalemana sy ho fitonian’ny manodidina izany. Manatanteraka iray volana ho an’ny fandoavan-ketra ny CUA. Manentana ireo mponina […]
Auteur/autrice : Adnews
Belalanda-Toliara II : Tokantrano 24 000 hisitraka sakafo
Nanolotra vary 300t, tsaramaso 25t ary menaka 11 000 l ny Fiangonan’ny Jesoa Kristy ho an’ny olomasin’ny andro farany, omaly, teny amin’ny foiben-toeran’ny BNGRC Andrainarivo. Isam-bolana ny mpikambana ao amin’ny fiangonana dia manokana andro iray hifadian-kanina, ny vola tokony nividianana sakafo no arotsaka amin’ny kitapom-bola iraisana ahazoana manao hetsika fanampiana […]
Fampianarana teknika: Ampifanarahana amin’ny filan’ny faritra ny fiofanana atao
Fanamby lehibe ho an’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ny hitondra fanavaozana misongadina sy ahitam-bokatra haingana hidiran’ny tanora amin’ny sehatrasa. Maro ny lohahevitra hodinihina mandritra ny fihaonambe any Mahajanga. Tanterahina ao amin’ny faritra Boeny, sekoly St Gabriel ny zaikabe ho an’ny fanatsarana ny fampianarana teknika sy fanofanana arakasa. Manokatra […]
TARATRY ny KANTO
Tsy tazana loatra ny mpamorona. Olana efa ela io, satria, sady tsy voateny no tsy voasoratra no tsy… eny ambony sehatra ry zareo. Ho an’ny zavakanto hafa tahaka ny sary hosodoko, mbola hita eny an-joron’ny tabilao ihany ny anaran’ilay nanao ny sary. Lesoka mila harenina io tsy fahatazanana ny mpamorona […]
Hiragasy miova fototra : « Fisarihana vola sy tehaka ireny », hoy i Dadafara
Tsy honohono, intsony, fa ny efa eny an-kianja mihitsy no maneho ilay fiovana. Fahita ao anaty hiragasy ny dihy soroka, velatanana, sns. Ankehitriny, tazana ny « dihim-body ». Tononkira maotina nanjary ahenoina voambolana manimba ny soatoavina, sns. Tratry ny fiovana fototra ihany koa ny hiragasy. « Na inona na inona izay heverina ho […]




