La polémique sur la Taxe sur les véhicules à moteur (TVM), dépasse désormais le seul cadre fiscal. Malgré que son entrée en vigueur soit reportée, cela n’a pas empêché de défrayer la chronique. Le débat s’est même déplacé sur le terrain politique, mettant en cause la crédibilité et la responsabilité […]
Auteur/autrice : Adnews
TSELATRA
Lehilahy 25 taona hita faty tao amin’ny vavaranon’i Besalampy, omaly. Tapaka ny hatok’io olona io ary nahitana ratra ny lohany, araka ny loharanom-baovao. Tsy fantatra mazava anefa ny anton’ny nahafaty azy raha toa ka nianjera tampoka na ahoana. Hatolotra ny fampanoavana tsy ho ela ilay lehilahy nanafika mpanao Cash point […]
Jiolahy 15 lahy nanafika : Tokantranona zandary voatafika, olona roa naratra
Notafihin’ny jiolahy miisa 15 mirongo fitaovam-piadiana ny tokantranona zandary iray tany amin’ny fokontany Andaboly, kaominina andrenivohitra Toliara I, distrikan’i Toliara I, ny alin’ny talata hifohy ny alarobia lasa teo. Nisaron-tava avokoa ireo olon-dratsy tamin’ny fotoana nanatanterahiny ny asa ratsy. Tsy tao an-trano ilay zandary tompon-trano nandritra ny fanafihana ka nanararaotra […]
Ampefy : Sinoa am-polony voasambotra
Nosamborin’ny mpitandro filaminana tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray ao Ampefy ny sinoa am-polony, faritra Itasy, ny alin’ny alarobia hifoha ny alakamisy 11 jona teo. Notanana atao famotorana ireo teratany vahiny ireo noho ny tsy fananany taratasy mazava ahafahana miditra eto Madagasikara. Niditra antsokosoko teto an-toerana izy ireo, araka ny loharanom-baovao. […]
Zazavavy 12 taona nanjavona : Mpianatry ny EPP hita faty voatsindrona antsy
Nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana ny ankizivavy 12 taona, tany Masindray Atsinanana, kaominina Fihaonana. Nandeha ianatra izy ny talata maraina, hita faty voatsindrona antsy teo amin’ny tendany ny ampitso atoandro. Hita faty tao Antamponitsara, fokontany Masindray Atsinanana, kaominina Ambanivohitra Fihaonana, distrikan’Ankazobe, ny alarobia 10 jona 2026, ny ankizivavy 12 […]




