Il faut parfois savoir écouter. C’est sans doute la principale leçon que l’on peut tirer de l’épisode de la Taxe sur les Véhicules à Moteur. Annoncée comme une nouvelle source de recettes pour l’État, cette taxe qui devrait entrer en vigueur, a pourtant déclenché une vague de réactions, de critiques […]
Auteur/autrice : Adnews
Taxe sur les véhicules à moteur: l’Assemblée nationale face à ses responsabilités
La polémique sur la Taxe sur les véhicules à moteur (TVM), dépasse désormais le seul cadre fiscal. Malgré que son entrée en vigueur soit reportée, cela n’a pas empêché de défrayer la chronique. Le débat s’est même déplacé sur le terrain politique, mettant en cause la crédibilité et la responsabilité […]
TSELATRA
Lehilahy 25 taona hita faty tao amin’ny vavaranon’i Besalampy, omaly. Tapaka ny hatok’io olona io ary nahitana ratra ny lohany, araka ny loharanom-baovao. Tsy fantatra mazava anefa ny anton’ny nahafaty azy raha toa ka nianjera tampoka na ahoana. Hatolotra ny fampanoavana tsy ho ela ilay lehilahy nanafika mpanao Cash point […]
Jiolahy 15 lahy nanafika : Tokantranona zandary voatafika, olona roa naratra
Notafihin’ny jiolahy miisa 15 mirongo fitaovam-piadiana ny tokantranona zandary iray tany amin’ny fokontany Andaboly, kaominina andrenivohitra Toliara I, distrikan’i Toliara I, ny alin’ny talata hifohy ny alarobia lasa teo. Nisaron-tava avokoa ireo olon-dratsy tamin’ny fotoana nanatanterahiny ny asa ratsy. Tsy tao an-trano ilay zandary tompon-trano nandritra ny fanafihana ka nanararaotra […]
Ampefy : Sinoa am-polony voasambotra
Nosamborin’ny mpitandro filaminana tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray ao Ampefy ny sinoa am-polony, faritra Itasy, ny alin’ny alarobia hifoha ny alakamisy 11 jona teo. Notanana atao famotorana ireo teratany vahiny ireo noho ny tsy fananany taratasy mazava ahafahana miditra eto Madagasikara. Niditra antsokosoko teto an-toerana izy ireo, araka ny loharanom-baovao. […]




