Nivoa-dra! Notsatotsatohan’ny zanany vavy antsy intelo ny renim-pianakaviana iray tamin’ny fiandohan’ny herinandro, tao Toamasina. Nilaza ho nipetrahan-javatra hafahafa, naniraka azy hamono ny reniny, ilay nahavanon-doza. Naratra mafy vokatry ny tsindron’antsy miisa telo natao azy ny renim-pianakaviana iray monina ao Analankininina, Toamasiana, tamin’ny alatsinainy maraina. Tompon’antoka ny zanany vavy vao 15 […]
Auteur/autrice : Adnews
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 23 09 2026 )
Tsipy kanetibe – UBMT : Klioba zandriny indrindra nefa misongadina
Anisan’ireo klioba Tsipy kanetibe zandriny indrindra ny UBMT (Union des boulistes manjaka tokana Ambohitrimanjaka) izay niorina ny volana marsa 2026. Klioba tarihin-dRatsimbaharison Luc sy i Rijavola ary Randrianaivo Eric. Efa manana ny toerany, na eto Madagasikara na any ivelany, ny klioba. Manana fijery vaovao amin’ny fomba fitantanana sy ny hoavin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Mbola mitohy hatrany ny fanomanana ho an’ny klioban’ny CFFA Andoharanofotsy. Raha tsy misy ny fiovana, hanatanteraka lalao ara-pirahalahiana amin’ny ekipan’ny Artis FC, etsy amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, izy ireo, anio, amin’ny 10 ora maraina. Marihina fa hiatrika ny dingana faharoa, fifanintsanana afrikanina, « Ligue des champions Caf », izay hihaonana amin’ny Young […]
Handball – « Can Cadet» : Faha-13 ny Akio Madagasikara
Nifarana omaly, tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny andiany faha-22 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, sokajy «cadet 2026». Farany vao nisy ventiny ny an’ny Akio. Izay vao nahazo fandresena raha niady ny laharana faha-13. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 37 no ho 24, ry zareo Zambianina. Fihaonana notanterahina ny […]




