Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

Haseho an-tsehatra ny « Kiala Soa ». Tantara an-tsary mitohy, tsy toy ny teatra klasika mahazatra fa maoderina kokoa izy ity, nosoratan’i Valisoa Ranai­voson. Ao amin’ny Havoria Anosy no hanehoana izany, ny sabotsy 3 oktobra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Endri-tseho tsy mahazatra ka hanentanana ireo liana amin’ny tantara tsangana. Misy […]

« Kardo 2026 » – Russie: Nentin’i Fab’s Brownz nody ny amboara

Maresaka any Russie any, tato ho ato, ny zavakanto malagasy. Taorian’ny « Your generation », lasan’ny Malagasy koa ny laharana voalohany amin’ny fifaninanana rap « Kardo 2026 ». Lasa ihany koa ny mozika an-tanàn-dehibe! Nanakoako ny vaovao fa norombahin’i Fab’s Brownz ny laharana voalohany amin’ny sokajy « rap pro », nandritra ilay fifaninanana « Kardo 2026 », natao […]

VAOVAO TAMBATRA

Tsy maintsy amidin’ny Banky foiben’i Mada­gasikara (BFM) ny 50% ny volamena azon’ireo mpandraharaha. Miverina ny fahazoana manondrana any ivelany, ka ny Comptoir de l’Or manana fanka­toavana (agréement) irery ihany no manao azy. Tsy maintsy mandalo ao amin’ny Birao tokana ho an’ny fanondranana harena an-kibon’ny tany any ivelany (GUE), kosa ireo […]

Sehatry ny Cacao : Mitarika ny ICCO i Madagasikara

Misongadina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena i Madagasikara. Voafidy hitarika ny Filankevitry ny Organi­sa­tion internationale du cacao (ICCO) ho an’ny taom-pamoka­rana 2026-2027, i Philippe Fontayne. Voafidy nandritra ny fivoriana faha-114 ny ICCO, tany Abidjan, ny herinandron’ny 14 septambra teo, ity filoha lefitry ny Conseil national du cacao ity. Fifidianana mifanandrify amin’ny […]