Auteur/autrice : Adnews

Tentatives de kidnapping à Fenoarivo: le chef fokontany met en garde, la gendarmerie nie

Selon le chef du fokontany de Fenoarivo (district d’Atsi­mon­drano), Rado Rakotoarison, deux tentatives de kidnapping ont échoué dans sa circonscription les 1er et 3 septembre. Le premier cas concernait une jeune fille de 20 ans, enlevée mardi vers 7h du matin. La victime a été retrouvée le lendemain vers 9h […]

Prison d’Ambalatavoahangy: un détenu abattu lors d’une tentative d’évasion, un autre blessé

Trois détenus dangereux ont réussi hier matin à s’évader de la prison d’Ambalatavoahangy, à Toamasina. L’un d’entre eux a été abattu par balle au cours de la poursuite engagée par les agents pénitentiaires. Un autre a été capturé vivant, tandis que le troisième a réussi à s’échapper. Cette évasion spectaculaire […]

Sombim-baovao

 Malagasy mpitsara baolina kitra efa-dahy voatendry hitsara ny lalaon’ny Atomic Ngomé Comores sy Black Bulls Mozambique, eo amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf. Fihaonana hotanterahina any Comores, ny sabotsy 5 septambra ho avy izao. Ireto avy izy ireo: Todihajaniaina Josiano, Hasinjarasoa, Hasinoro Fitiavana ary Hery Tiana Stephan.  Nanainga omaly folakandro ny […]

Fambolena: nalaina ny sosokevitry ny tanora

Natao ny alatsinainy 31 aogositra teo, teto Antana­narivo, ny fakana ny hevitr’ireo tanora hisehatra amin’ny famokarana sy ny fambolena. Nikarakara azy ny minisite­ran’ny Fambolena sy ny fahavitan-tena ara-tsakafo (MiASA). Lohahevitra noraisina ny hoe: «Tanora tsara fiomananaamin’ny fandraharahana ara-pambolena». Nambaran’ny minisitra, Ramindo Gaëtan, fa «mametraka ny tanora hiditra amin’ny famokarana sy […]

Zotram-pifidianana: hanampiana an’i Madagasikara ny tetikasa APERM

Araka ny fampitam-baovaon’ny eo anivon’ny Ceni, teny Alarobia, omaly, nofaranan’ny komity mpitantana tamin’ny fivoriana fahenina ny tetikasa Fana­mafisana ny fizotran’ny fifidianana sy ny demokrasia eto Madagasikara (RPedem) iarahana amin’ireo mpiara-miombon’antoka, afakomaly. Na­natrika izany ny filohan’ny Ceni, Rakotonarivo Thierry. Teo koa ny mpandrindra maharitra ny Firenena mikambana (ONU) monina sy miasa […]