Auteur/autrice : Adnews

Natelin’ny ranomasina : Mpanjono roa lahy niara-maty

Namoy ny ainy ny roa lahy tamin’ireo mpanjono miisa dimy niara-nanarato tao Toa­­masina, ny alarobia 22 oktobra lasa teo. Niala tao Toa­masina, ny asabotsy teo, nandeha lakana misy maotera ireo mpanjono ireo ka nitodi-doha hiakatra an-tanety, io andron’ny alarobia io. Hitan’ny mpanarato handeha hiasa vao maraina nitsingevana ambony rano, milomano hamonjy […]

Andohan’i Mandroseza: Voaroba ny entana tao an-trano

Norobain’ny tontakely ny fatana mandeha amin’ny herinaratra, fitoerana firavaka sarobidy ary zavamaneno tao amin’ny tranon’ny mpianatra iray, teny Andohan’i Mandroseza. Tsy hitan’ny tompony izany raha tsy ny andron’ny alarobia 23 oktobra. Nandritra ny fikorontanan’ny raharaham-pirenena, namonjy ny ray aman-dreniny tany Toamasina ny tompon-trano noho ny fahatapatapahan’ny fianarana teny amin’ny Anjerimanontolo. […]

Lozam-piarakodia mahatsiravina : Telo maty, sivy naratra

Maty tsy tra-drano ny lehilahy iray, dimy naratra mafy teny Iavoloha, omaly. Voafaokan’ny fiara 4X4 izy ireo. Olona roa maty, efatra naratra tany Tsiroanomandidy noho ny fivadihan’ny fiara nentin’olo-mamo. Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina tetsy Iavoloha, omaly, tamin’ny 2 atoandro. Fiara 4X4, marika Range Ro­ver, iray avy any amin’ny Rond point […]