Auteur/autrice : Adnews

Accès à l’eau et l’électricité: la France « formulera de nouvelles propositions »

L’ambassadeur de France à Madagascar, Arnaud Guillois a été reçu hier successivement par le président de la Refondation de la République, Michaël Randrianirina, et par le premier ministre Herintsalama Rajaonarivelo. Selon un communiqué de l’Ambassade, l’objet de ces visites a été de présenter ses vœux de succès pour les missions […]

Fiofanana FIFA : Nanamafy fahaizana ireo Malagasy teknisianina

Nifarana omaly, tany Abi­djan, Côte d’Ivoire, ny fiofanana nampanaovin’ny Fede­ra­sionina iraisam-pirenen’ny bao­lina kitra (Fif a) ho an’ireo Afrikanina mpampiofana mpanazatra. Anisan’ireo nandray anjara tamin’izany ny FMF. Telo mirahalahy niatrika izany. Nahitana an-dRasoa­naivo Rado, tale teknika na­sio­naly. Teo koa Andri­a­ma­m­pilazasoa Fidy Herman sy Andriamahefa Johansson Le­mark, mpampianatra sy mpanabe eo anivon’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Hanamarika ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 20 taona, ny fiverenan’ny ekipan’ny Stef’Auto volley-ball avy any Toamasina eo ambony Kianja. Hifaninana eo amin’ny sokajy vehivavy ity ekipa ity, rehefa tsy niatrika izany nandritra ny fotoana ela. Misy ihany ireo klioba vaovao, toy ny HMVB Matsiatra Ambony sy ny […]

Basikety Tana Ville-U20 : Tompondaka ny JCBA sy ny MB2All

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lalao famaranana niadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, ho an’ny seksionina Antananarivo Renivohitra. Teo amin’ny sokajy latsaky ny 20 taona, voahosotra ho tompondaka teo amin’ny sokajy lehilahy, ny JCBA Analamanga, rehefa nandresy ny ekipan’ny AKBB tamin’ny isa 53 no […]

« CAF Awards 2025 » : Anisan’ny hisafidianana ny Coach Rôrô

Tsy mitsahatra ny misongadina ny anaran-dRakotondrabe Romuald Felix (Coach Rôrô). Taorian’ny zava-bitany nandritra ny “Chan 2024”, nantsoina hanazatra ny ekipa Young Africans, Tanzanie, izy. Amin’izao indray, voafantina ho anisan’ireo hisafidianana izay ho mpanazatra mendrika indrindra aty Afrika. Navoakan’ny Kaonfe­de­ra­sionina afrikanina bao­lina kitra (Caf) tamin’ny fomba ofisialy, tao amin’ny tranokalam-pifandraisany, omaly, ny […]