Hotontosaina anio, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana eo amin’ny taranja Pancrace “Grand Combat de Défi”, andiany fahadimy. Hetsika karakarain’ny “Commission malagasy de pancrace et submission”. Ady 21 no hitranga ka 10 eo amin’ny Classe “A”, 10 eo amin’ny sokajy “B” ary 1 eo amin’ny “Combat KO”. Mpikatroka 42 […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Nahemotra ho amin’ny fotoana tsy mbola fantatra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja kick boxing, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny federasionina. Fifaninanana nokasaina hatao anio, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, saingy tsy tanteraka. Hatao anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny « Match de gala” tafiditra anatin’ny hetsika “Fête du Basket […]
Atletisma : Atleta 3 hanafika atsy La Réunion
Nanainga omaly, hihazo an’i La Réunion, hiatrika ny «Foulée du sentier littoral» mirefy 15 km hatao ao Ste Suzanne, ireo atleta 3 mianadahy. Nahitana an’i Navokoharilala (Vakinankaratra) sy Rafenomanga Juanhson (3FB) ary Edouard (Garage Radom) izany. Hitarika ny delegasiona malagasy sady mpanazatra Rafenomanga Johson. Fihaonana hotanterahina rahampitso alahady. Fanasana avy […]
“CHAN 2025” – Barea (4) – (3) Kenya : Tafita amin’ny manasa-dalana ny Barean’i Madagasikara
Hafaliambe ny an’ny vahoaka malagasy, halina. Tafakatra amin’ny lalao manasa-dalana amin’ny Chan 2025, ny Barean’i Madagasikara. Resiny tamin’ny fandakana tirs au but, 4 no ho 3, ny Harambee Stars Kenya. Nametraka ny dian-tanany fanindroany eto Afrika indray ny Barean’i Madagasikara. Noporofoin’ny Barean’i Madagasikara fa tsy kisendrasendra ny vokatra azony tany […]
INDRAY MIJERY
Anisan’ny tetikasa novolavolain’ny mpianatra L3 ao amin’ny mention éléctronique eny anivon’ny Sekoly ambony politeknika Vontovorona ny fianarana mamily fiarakodia ivelan’ny fiara. Ahitana ireo fitaovana rehetra ilaina izay hifehezana ny familiana ny prototype vitan’ny mpianatra dimy mianadahy ary naranty tao anatin’ny hetsika «Hairanty éléctronique» teny Soarano. Ankizy 90 zanak’ireo reny mananotena […]




