Auteur/autrice : Adnews

Nisy nanindrona antsy : Vehivavy iray hita faty tetsy Ankadimbahoaka

Renim-pianakaviana iray, 36 taona, hita faty tetsy amin’ny Lalamby manakaiky ny fiantsonan’ny taxi-be Anka­dimbahoaka, omaly maraina tamin’ny 7 ora. Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana teo am-panatanterahana ny asany izy. Niboridana ny razana ary nahitana tsindrona an­tsy maromaro tamin’ny vatany, raha ny zava-nisy teny an-toerana. Voatsindrona ny teo amin’ny tendany, ny […]