Auteur/autrice : Adnews

Ravololomanana Lalatiana: “Nahavita be ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina”

Nitatitra ny zava-bita fony fitantanan’ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina, ny mpanolontsaina Ravololomanana Lalatiana, omaly tetsy Besarety. Niaiky izy fa betsaka ny ezaka vita teto Antananarivo Renivohitra. Na izany aza, nambarany fa tsy afa-po ny tenany ary na ny mponina koa aza noho ireo asa tsy mbola hatao sy ny efa […]

Mitaraina ny mpianatry ny Enam: lasan’ny mpanao politika ny toerana

“Tsy mirona amin’ny politika izahay, fa ny teknika ananan’ny tsirairay ny fahaizana amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana. Sintoninay ny sain’ny tomponandraikitra mba hametraka ireny olona ireny amin’ny toerana tokony ho sahaza azy”. Io no fanazavan’ny Filoham-bo­ni­nahitry ny Fikambanan’ny mpianatra nahavita fianarana teny amin’ny Sekolim-pirenena momba ny fitantanan-draharaham-panjakana (Enam), ny Me Rasoloson Hery, amin’ny […]

Rakotondrazafy Lalatiana : “Hajaina ny fanapahan’ny HCC”

“Hajaina amin’ny fanapahan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC), satria izay no Lalàmpa­nor­e­nana manankery ary firenena manana ny fiandrianany i Madagasikara. Tsy olon-kafa ivelan’ny firenena malagasy no mandidy manapaka mom­ba ny lalàna ampiharina eto amin’ny firenentsika”. Io ny nambaran’ny mpitondra tenin’ny governemanta, ny minisitra Rakotondrazafy Lalatiana, om­aly, manoloana ny tsikeran’ […]

Andriamarotafika Soava – ANTO-BOLA: “Tsy mamatotra ny governemanta ny tolo-kevitry ny Ceni”

Mbola mampiady hevitra ny sasany ny amin’ny anto-bola firotsahan-kofidina ho depiote. Na­ka­rin’ny governemanta ho 20 tapitrisa Ar izany, raha 10 tapitrisa Ar ny tolo-kevitry ny Ceni. Manazava ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava: “Tsy mamatotra ny governemanta ny tolo-kevitry ny Ceni momba ny anto-bola”. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny tolo-kevitry […]

TARATRY ny KANTO

Tsy ao anatin’ny komity mpikarakara ny Taombaovao malagasy ny Zanadranavalona. Io ny fanambarana nataon’ny filohan’ity fikambanana ity, izay nilaza fa tsy anisan’ireo nakan-kevitra amin’ilay daty marimaritra iraisana tapaka, ny « Taombaovao fidiovana » ny 11 marsa sy ny ny « Fetin’ny hasim-pirenena » ny 3 septambra izy ireo. Mikarakara fifaninanana teatraly iraisan’ ny sekoly, […]