Nomarihina ny sabotsy teo, tao amin’ny Ekar St Joseph Toamasina, ny fankalazana ny faha-25 taona naha eveka ny kardinaly, Mgr Tsarahazana Desiré, sy ny faha-40 taona nanosorana azy ho pretra. Teny faneva nentiny tamin’izany ary nampitany ny hafatra ny hoe “Tsy ny fijaliana no tompon’ny teny farany». Nentaniny ny rehetra […]
Auteur/autrice : Adnews
Mila hazavaina
Fikaonandoham-pirenena hoe? Inona marina dia rahoviana, Iza no mpikarakara dia inona no tanjona? Manitikitika ny sain’ny vahoaka madinika ihany ilay zava-miseho. Manomboka ny an-dry zareo mpitondra fivavahana. Izay tsy voafaritra mazava hoe vatsian’ny fanjakana vola ve? Satria raha ny fanambaran’ny kolonely, Filoham-panjakana raha vao nandray ny toerany izy dia […]
Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana: « Hohenjehina ireo trondro vaventy amin’ny kolikoly »
Ovaina ny fomba fiasa manomboka izao amin’ny ady amin’ny kolikoly. Hafantoka amin’ny fanenjehana ara-toekarena sy ara-bola izany, araka ny nambaran’ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana. Nitarika ny fivoriana stratejikan’ny Komity mpitarika (Copil) ny fanatanterahana ny Paikadim-pirenena iadiana amin’ny kolikoly (SNLCC) 2025-2030, teny Mahazoarivo, ny faran’ny herinandro teo, araka ny fampitam-baovao voaray omaly. […]




