Hanomboka anio, any Le Caire Egypta, ny fifaninanana “Africa Cup 3×3”, karakarain’ny Fiba Afrika ary hitohy rahampitso. Vonona tanteraka ny ekipa Ankoay lahy sy vavy, mbola nitohy hartramin’ny omaly ny fanazaran-tena nataon’izy ireo niaraka tamin’ ireo mpanazatra. Ho an’ny sokajy lehilahy, ao amin’ny vondrona no misy an’i Madagasikara ka hifanandrina […]
Auteur/autrice : Adnews
Karate-Tompondakan’i Afrika: nahazo medaly alimo roa i Madagasikara
Niditra an-tsehatra, nanomboka omaly ny atleta malagasy miatrika ny fiadiana ny tompondaka an’i Afrika any Durban. Medaly alimo miisa roa no efa norombahin’izy ireo. Mioty vokatra sahady ireo solontena malagasy any Durban, andro voalohan’ny fifaninanana, na nisy aza ny fikorontanana teo amin’ny delegasiona malagasy. Medaly alimo roa sahady no norombahin’i […]
Antontam-baovao informatika: notoloran’ny Usaid tranokala ny ONE
Manampy an’i Madagasikara hitahiry ny zavamananaina tsy manampaharoa i Etazonia. Natolotry ny Sampandraharaha amerikanina ho an’ny fampandrosoana iraisam-pirenena (Usaid), omaly 2 desambra ny tranonkala vaovao “Hay natiora” ho an’ ny Birao nasionaly misahana ny tontolo iainana (ONE). Namatsy vola ny fanatanterahana azy ny tetikasa Usaid Hay Tao, niara-niasa tamin’ ny […]
Hetsika SNEAH: sarihina hisehatra amin’ny rano ny tsy miankina
Tsy misitraka rano ny 68%-n’ny Malagasy! Atao etsy amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fantanjahantena Mahamasina, nanomboka omaly hatramin’ny asabotsy 4 desambra 2022 ny andiany voalohany amin’ny Hetsika ho an’ny rano, ny fanadiovana ary ny fidiovana na « Salon de l’Eau, de l’assainissement et de l’hygiène » (Sneah). Mamolavola azy ny […]
Tsiperifery: hatsaraina ny fomba fambolena sy fitangosana azy
Anisan’ny harena voajanahary iray be mpitady any ivelany ny tsiperifery na ny dipoavradia misy rambony, tsy hita raha tsy eto Madagasikara, ka nanao fikarohana hanatsarana azy io ny Fofifa. Nampianatra ny fomba fambolena, indrindra ny fomba fitangosana azy, tsy hanimba ny voly sy tsy hanapahana vatan-kazo handadizany. Fomba taloha mantsy […]