Auteur/autrice : Adnews

Basikety – «BAL Elites 16»: resin’ny City Oilers Oganda ny Cospn

Ratsy fiditra ny ekipan’ny Cospn Madagasikara, teo amin’ny andro voalohany hiadiana ny “Bal Eites 16”, taranja basikety. Niondrika teo anatrehan’ny ekipan’i City Oilers avy any Oganda, mantsy ry zareo polisy. Niditra an-tsehatra, omaly, ao anatin’ny dingana faharoa ny fifanintsanana ny BAL elites 16, taranja basikety, ny ekipan’ny Cospn Madagasikara. Ratsy […]

Havatsa-Upem: hotsaroana i AéRa

Tafiditra ao anatin’ny faha-70 taonan’ny Havatsa-Upem. Hotanterahina ny 24 novambra izao ny « Tsiahy an’i … AéRa », takariva fahatsiarovana an’i André Rakotondranaivo na i AéRa. Hetsika hotanterahina any Frantsa, fa hampitaina mivantana sy afaka arahin’ny rehetra amin’ny alalan’ny « zoom », manomboka amin’ny 8 ora sy 30mn, oran’i Madagasikara (6 ora sy 30mn, […]

CGM Analakely: haseho sehatra ny « Rohin-kalo »

Hitondra ny “Rohin-kalo” an-tsehatra ry Hanitra Olive, Nirihaja,  Soambinintsoa. Hotanterahina etsy amin’ny CGM Analakely, ny  asabotsy 26 novambra  izao izany, manomboka amin’ny telo ora tolakandro . Ankoatra ny seho an-tsehatra dia hisy koa ny boky hanamarihan’izy ireo izany seho izany, izay ahitana   tononkalo, riankalo, sombintantara, sombintsoratra …. Araka izany, saika […]

Ho fanomezan-kasina ny teny roa tonta…: natolotra omaly ny rakibolana Indonezia – Malagasy

Efa ho 47 taona izao no nisy ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy i Indonezia. Efa an-taonany maro talohan’izay anefa no nahatsapana fa misy fifamatorana ara-tantara eo amin’ny firenena roa, ary mety misy fototra iarahana raha tarafina amin’ny tsanganana sy endriky ny mponina roa tonta. Nahitana ihany koa anefa fa […]

Sarimihetsika fohy: reharehan’ny Malagasy i « Imanitrala »

Manana talenta ny Malagasy raha ny tontolon’ny sarimihetsika.  Mametraka ny fahaiza-manaony tsikelikely ireo mpanan-talenta amin’izany. Manomboka ahitana vokatra lehibe ankehitriny ny ezaky ny tsirairay. Sarimihetsika fohy manana ny lazany eran-tany eo amin’ity tontolo ity i “Imanitrala”, an’i Edgard Ravahatra, notontosain-dRanarisoa Andry.  Isan’ny nivoaka nandritra ny “Rencontre du Film Court”, izay […]