Auteur/autrice : Adnews

Vondrona Axian: tohanana ireo marefo sy manana fahasembanana

Nahatsiaro manokana ireo sokajin’olona marefo sady ma­nana fahasembanana mi­isa 75 ny Groupe Axian, ny faran’ny herinandro teo, ka ni­zara bodofotsy mafana sy vary hiatrehana ny ririnina sy ny fetin’ny faran’ny taona. Fianakaviana misitraka to­ha­na isam-bolana, nandritra ny 7 taona, efa karakarain’ny Axian ihany ireto olona manana fahasembanana ireto saingy noho […]

Fampianarana: miverina ny sekoly miangatra, hoy i Lanto Ratsida

Miorina isaky ny elakelantrano ny sekoly tsy miankina. Ihazakazahan’ny ray aman-dreny izy ireny. Maneho ny fahamaivanan’ny sekolim-panjakana sy ny tsy fahampiany izany. Lavitra ny elanelana misy. Miverina ny sekoly mi­angatra raha ny fanehoan-kevitry ny tompon’andraikitry ny observatoire de la jeunesse, Lanto Ratsida. Niova endrika anefa izany akehitriny satria tsy ny […]

« Fetin’ny mozika »: Nampiaina gadona maroloko

Efa tafapetraka eto Mada­ga­sikara ny fankalazana. Na fety vahiny aza no niatombohany, efa aman-taonany maro izao no nankalaza ny «Fetin’ny Mo­zika» isaky ny 21 jona isika. Tsara fitontona rahateo, satria nianjera tamin’ny faran’ny herinandro ny fankazalana tamin’ity, ka nanan-tsafidy maro ireo mpankafy mozika. Mozika ma­rolafy, gadona maroloko ary tena nanasongadina […]