Auteur/autrice : Adnews

« STAR Tour Tanà 2026 »: 3 andro rakotra mpifety ny Coliseum

Tsy sakana ny andro nangatsiaka. Vao mainka nafana aza ny 3 andro, niarahan’ny mozika, kilalao, fanentanana isan-karazany. Fetim-pianakaviana. Izay no tena nezahana na­songadina tamin’ny «Star Tour Tanà». Na izany aza, tsy lavina fa tonga maro noho ny fiarahan’ny fampisehoana, ny fanentanana isan-karazany fa indrindra ny zava-pisotro amin’ny toerana iray ireo […]

Fandaharanasa: Défis Mahatratra 13 500 ha ny lemaka voajary

Nanomboka ny taona 2018 ny fandaharanasa Défis, ary ny taona 2024 ny andiany faharoa, Défis+, izay hifarana amin’ny taona 2030. Eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fam­bolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo (MiASA). Mitentina 150,8 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola, ka avy amin’ny FIDA ny 97 tapitrisa dolara, raha 53,9 tapitrisa dolara avy amin’ny […]

Hasina Youth Bootcamp: manova ny hevitra ho lasa tetikasa maharitra

Vonona hanohana ny ta­nora mandraharaha eo amin’ny sehatry ny Kolontsaina sy ny famoronana (ICC) ny Zafy Tody sy NextA amin’ny alalan’ny fandaharanasa «Hasina Youth Bootcamp». Hetsika hatao ny 8-11 jolay eny amin’ny Cité des Cultures, Antani­na­re­nina. Kendrena ny hanofanana tanora miisa 30 ka aha­fahan’izy ireo manova he­vitra ho lasa tetikasa […]

Fantina sy fintina

Hanasa ireo olo-manan-kaja eny Iavoloha ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika raha tsy misy ny fiovana ny zoma 26 jona izao. Tafiditra amin’ny fanamarihana ny fetim-pirenena izany. Tsy mbola fantatra anefa aloha ireo antsipiriany momba izany sy ireo voaasa amin’izany fiaraha-misakafo, aorian’ny matso eny Mahamasina. Nanao veloma ny Nonce Apôstôlika, ny […]

Fakan-kevitra

Andrasana fatratra amin’izao ny fakan-kevitra amin’ny fikaonandom-pirenena. Misy ny efa tsindrin-daona fatratra, ao ny vonona dia vonona… Teo rahateo ireo nahavita fikaonandoha ho azy manokana, na isan-tsehatra na sokajy. Hanao ahoana? Tsy ilaozan’izay ahiahy tsy ihavanana: rahoviana marina no hanomboka, ahoana ny fandaminana, ny fomba fiasa… ? Tsy moramora na […]