Auteur/autrice : Adnews

Fandaharanasa “Tous redevables “: hanohana ny mangarahara sy ny fanovana niomerika

Hanangana andrimpanjakana mahomby kokoa, mangarahara kokoa ary akaiky ny vahoaka. Ireo no tanjon’ireo tetikasa roa ao anatin’ny fandaharanasa “Tous redevables”. Iarahana amin’ny Vondrona eoropeanina, hanatsarana ny fitantanan-draharaham-panjakana sy hisian’ny tamberin’andraikitra amin’ny vahoaka ireo tetikasa roa. Hanohana ny fanavaozana ny fitantanan-draharaham-panjakana amin’ny sehatra maro. Tafiditra ao anatin’izany ny fanatsarana fitantanana ny […]

Lakana rendrika an-dranomasina: renim-pianakaviana sy ny zanany iray niara-maty

Nitrangana faharendrehana lakana indray tany amin’ny lakandranon’i Pangalina, oma­ly maraina tamin’ny 4 ora maraina tany ho any. Niainga tany Betampona, tao amin’ny lakandron’ny Pangalanina, afakomaly atoandro io lakana io, hihazo an’i Vinanin’i Mangoro, raha ny fanazavana voaray. Nitondra mpandeha manodidina ny 20 isa izay nahitana ankizy sy zaza ny fito […]

Extension portuaire à Toamasina: Tsarakofafa accueillera une plateforme multimodale

La Société du port à gestion autonome de Toamasina (Spat) met progressivement sur les rails son projet de plateforme multimodale logistique et portuaire (PMLP) à Tsarakofafa, dans le cadre du futur « Port Sec III » pour l’extension du port de Toamasina. Ce projet renforce les capacités logistiques du site et positionne […]

Andranoro Antehiroka: mobilisation générale après un cas de Tiac

Toutes les entités concernées se sont mobilisées dès l’annonce de la Toxi-infection alimentaire collective (Tiac) à Andranoro Antehiroka, dimanche. Toutes les 67 personnes hospitalisées, dont la propriétaire de la gargote et son enfant, ont survécu, certes. Pour autant, les ministères responsables et la société de fabrication d’huile alimentaire remise en […]