Nahatsiaro manokana ireo sokajin’olona marefo sady manana fahasembanana miisa 75 ny Groupe Axian, ny faran’ny herinandro teo, ka nizara bodofotsy mafana sy vary hiatrehana ny ririnina sy ny fetin’ny faran’ny taona. Fianakaviana misitraka tohana isam-bolana, nandritra ny 7 taona, efa karakarain’ny Axian ihany ireto olona manana fahasembanana ireto saingy noho […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampianarana: miverina ny sekoly miangatra, hoy i Lanto Ratsida
Miorina isaky ny elakelantrano ny sekoly tsy miankina. Ihazakazahan’ny ray aman-dreny izy ireny. Maneho ny fahamaivanan’ny sekolim-panjakana sy ny tsy fahampiany izany. Lavitra ny elanelana misy. Miverina ny sekoly miangatra raha ny fanehoan-kevitry ny tompon’andraikitry ny observatoire de la jeunesse, Lanto Ratsida. Niova endrika anefa izany akehitriny satria tsy ny […]
Ampaha-16-ndalana: ekipa 3 tafita, firenena 3 mangoron-damba
Mandroso miadana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, amin’ny baolina kitra (Mondial 2026). Na tsy mbola nahavita ny andro faharoa aza, ny ankamaroan’ireo sokajy samihafa, fantatra kosa fa efa misy ireo firenena tafita amin’ny dingana manaraka ary ao koa ireo mangorom-damba, na mbola misy ny andro fahatelo izay tsy hampiova […]
« Fetin’ny mozika »: Nampiaina gadona maroloko
Efa tafapetraka eto Madagasikara ny fankalazana. Na fety vahiny aza no niatombohany, efa aman-taonany maro izao no nankalaza ny «Fetin’ny Mozika» isaky ny 21 jona isika. Tsara fitontona rahateo, satria nianjera tamin’ny faran’ny herinandro ny fankazalana tamin’ity, ka nanan-tsafidy maro ireo mpankafy mozika. Mozika marolafy, gadona maroloko ary tena nanasongadina […]
« STAR Tour Tanà 2026 »: 3 andro rakotra mpifety ny Coliseum
Tsy sakana ny andro nangatsiaka. Vao mainka nafana aza ny 3 andro, niarahan’ny mozika, kilalao, fanentanana isan-karazany. Fetim-pianakaviana. Izay no tena nezahana nasongadina tamin’ny «Star Tour Tanà». Na izany aza, tsy lavina fa tonga maro noho ny fiarahan’ny fampisehoana, ny fanentanana isan-karazany fa indrindra ny zava-pisotro amin’ny toerana iray ireo […]




