Hifarana anio, etsy amin’ny kianja Academica Andohatapenaka, ny fifaninanana baolina kitra lalaovin’olona enina. Mikarakara izany ny Fikambanana mpiara-mitolona miaraka amin’i Andry Rajoelina (Fimmar), etsy amin’ny boriborintany I, tarihin’i Toussaint na Bolô. Mandray anjara amin’izao lalao izao ireo fokontany miisa 16 amin’ireo 44. “Tanjona ny fitaizana ny tanora ho any anatin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Volley-ball-CCZone 7: hifandona ny Cosfa sy ny GNVB anio
Hotanterahina anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny lalao manasa-dalana, fiadiana ny ho tompondakan’ny klioba eto amin’ny faritra faha-7, taranja volley-ball (CCZone 7). Samy Malagasy no hifanandrina amin’ny lalao manasa-dalana faharoa, anio, etsy Mahamasina. Niaraka tafakatra mantsy ny Cosfa sy ny GNVB, sokajy lehilahy, ka izy ireo no hiady ny […]
Tsy fananana lavapiringa: 300 000 Ar ny sazin’ny fanariana maloto ankalamanjana
Manodidina 28 -30 % ireo trano miorina eto Antananarivo no manana toeram-pivoahana na lavapiringa ara-dalàna sy manaraka ny fenitra tokony ho izy, raha ny tatitra voaray eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Olana mahatonga izany ny tsy fanokanan’ny olona tetibola hanorenana lavapiringa eny anivon’ny tokantrano. Mampiasa lavapiringa ho an’ny daholobe na […]
FANTINA sy FINTINA
“Tsy miady an-trano ny Upar na ny TGV”, hoy ny mpikamban’ny Upar Fianarantsoa, Rakotoniaina Pety. Namaly ny fielezan’ny vaovao tsy marina ny amin’ny fifamaliana an-tsehatra tamin’ny hetsika tany an-toerana, ho fisaorana ny vahoaka noho ny nahavoafidy ny filoha Rajoelina Andry ny tenany. Nanapa-kevitra hiara-dalana amin’ny vovonana Firaisankina amin’ny fifidianana depiote […]
Zakahely Boniface: “Inoana hahazo ny maro anisa ny Firaisankina”
“Mino aho fa ny Firaisankina no hahazo ny maro anisa”, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote teo aloha, i Zakahely Boniface, amin’ny fiatrehana fifidianana solombavambahoaka ho avy izao. Misy ny filoha teo aloha, ohatra, ny Firaisankina, Ravalomanana sy Rajaonarimampianina. Eo koa ny parlemantera teo aloha. Raha ny faritra avaratra, ohatra, voafehin’ny […]





