Auteur/autrice : Adnews

« 25 taona milay faradoboka »: notronin’ny mpankafy avy any amin’ny faritra ry Ny Ainga

Ho famaranan’ny tarika Ny Ainga ny hetsika « 25 taona milay », nisy ny fampisehoana lehibe notontosain-dry zareo tetsy Antsahamanitra. Miavaka ny seho, omaly, satria tonga tao avokoa ireo mpakafy ny tarika manerana ny Nosy. Anisan’ireny ny fikambanana ny mpakafy ny Ainga avy any Antsiranana. “Efa ela ny tenako no tsy nijery […]

30 taona an-tsehatra: nihoatra no ho ny noeritreretina ny natolotry ny Mage 4

Faly ny rehetra nandritra ny fampisehoana fankalazana ny faha-30 taonan’ny tarika Mage 4. Na ny mpankafy na ny mpanakanto na ny mpikarakara samy afa-po avokoa. Naneho zavatra tsy nampoizina ny rehetra. Nihoatra lavitra no ho ny noeritreretina ny seho fankalazana ny faha-30 taonan’ny tarika Mage 4. Fampisehoana an-tsehatra notanterahina teny […]

Diosezin’i Mahajanga: voatendry ho eveka ny Mgr Zygmunt

Notendren’ny papa Fransoa, ny asabotsy teo, ho evekan’ny diosezin’i Mahajanga ny Mgr Zygmunt  Robaskiewicz. Avy amin’ny fikambanana “Missionnaire de la Sainte Famille” ny tenany ary efa nitantana ny diosezin’i Morombe izao nafindra toerana izao. Teraka ny 16 oktobra 1958 tany Nietuszkowo, Pologne izy. Nanaraka ny fianarana filozofia sy teolojia tao […]

Maka Alphonse: “Be loatra ny fihatsarambelatsihy”     

“Be loatra ny fihatsarambelatsihy eto amintsika. Manimba ny fiarahamonina Malagasy sy ny fanaovana politika izany”, hoy ny filohan’ny CFM teo aloha, i Maka Alphonse. Aoka hifampiresaka ny samy Malagasy. Tsy midika  ao anatin’ny fikaonandoham-pirenena, izany fa endrika iray amin’ny fifampiresahana ihany. Mifankahalala rehefa mifampiresaka sy mifampidinika. Mampisy fitoniana izany. Mety […]

Fampandrosoana : ilaina ny fametrahana rafitra fakan-kevitra

                      “Ny lalàna rehetra sy ny politikam-pitondrana rehetra izay handraisana fanapahan-kevitra eto amin’ny firenena dia tokony hanontaniana ny heviny ary tena manoratra hevitra izy. Izay no andraikiny. Avy eo, anjaran’ny mpanapa-kevitra ny mandray izany na tsia”, hoy ny tale mpandrindra ny teknika ny hetsika Rohy, Andriamoraniaina Niaina Harijaona, tamin’ny famaranana […]