L’idée d’un front unique des partis d’opposition pour les prochaines élections législatives et communales risque de ne pas se réaliser. Si depuis le début de l’année des réunions allant dans ce sens ont été organisées, notamment au sein du collectif qui réunit les ex-candidats à l’élection présidentielle, il semble que […]
Auteur/autrice : Adnews
Antsirabe sy Betafo: mihodina ny taninketsa indostrialy
Am-perinasa tanteraka ny milina mpanodim-bokatra napetraky ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra, (MIC) Razafindravahy Edgard, ao Antsirabe I sy Betafo, ny sabotsy teo. Mamokatra paoma hatrany amin’ny 10 000 t isaky ny taom-pamokarana Antsirabe. Noho izany, hanodina paoma 500 kg isan’ora ny milina fanamboarana “cidre”, hotantanin’ny Ampalia Madagasikara, […]
VAOVAO TAMBATRA
Handray anjara amin’ny hetsika « Borsa Internazionale del Turismo (BIT) Milano 2024 » ny 4-6 febroary, ao Italie, ny delegasiona avy amin’ny Ofisim-paritry ny fizahantany Nosy Be (ORTNB). Fotoana hampahafantarana ny zavaboahary sy ny hakanton’ny Nosy, indrindra ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany. Hamokatra zana-trondro manodidina ny 5 tapitrisa isan-taona […]
Imerintsiatosika : apetraka ny ivontoerana fivarotana tandrok’omby
Tafiditra ao anatin’ny politikam-panjakana ny fanakaikezana ny mpanao asa tanana ho fampiroboroboana ny seha-pihariny sy hitondram-bahaolana ho an’ny sehatrasa ataony. Tonga nitsidika toerana mpanodina tandrok’omby iray ao Imerintsiatosika, noho izany, ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Randriamandranto Joël, ny zoma teo. Tapaka nandritra ny fifampiresahan’ny roa tonta fa […]
Qatar Airways: hanao sidina eto Madagasikara isan’andro
Misokatra ho an’ny firenena avy ao Moyen Orient ny lanitr’i Madagasikara. Hanao sidina mandritra ny herinandro mampifandray amin’ny firenentsika ny kaompania Qatar Airways. Hitombo ny isan’ny sidina iraisam-pirenena hampitohy an’i Madagasikara amin’ireo firenena any ivelany. Natao ny zoma teo, tetsy Anosy, ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny fanjakana malagasy, amin’ny alalan’ny […]





