Hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tenisy, sokajy zandriny U14, i Maurice. Fifaninanana karakarain’ny Federasionina iraisam-pirenena (ITF) sy ny Kaonfederasionina afrikanina (Cat). Hizara roa ny lalao. Ny dingana voalohany, ho an’ny “grade 3”, hatao ny 31 mey ka hatramin’ny 3 jona 2026. Ny dingana faharoa kosa ho an’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Basikety-Tanà Ville: Maro ny famaranana amin’ny faran’ny herinandro
Efa manomboka miroso any amin’ny dingana famaranana ny fifaninanana eo anivon’ny seksionin’ny basikety Antananarivo Renivohitra. Raha ny fandaharam-potoana amin’ny faran’ity herinandro ity, hisy lalao famaranana maro hitranga. Eo amin’ny sokajy N1B, hifanandrina eo amin’ny sokajy lehilahy, ny ekipan’ny JCBA sy ny NBE. Eo amin’ny sokajy vehivavy kosa, hifandona ny ekipan’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Tanterahina eto amintsika, ny 30 marsa ka hatramin’ny 4 avrily, ny « Mission économique Tunisie-Madagascar ». Hetsika hanamafisana ny fifanakalozam-barotra sy traikefa eo amin’ny firenena roa tonta. Hasongadina manokana ny fiaraha-miasa ho an’ny tombontsoa ara-toekarena sy ny fandraharahana. Marihina fa mpiara-miombon’antoka stratejika i Tonizia noho ny fananany fahaiza-manao eo amin’ny sehatry ny […]
Big Challenge : Fampandrosoana ny fizahantany sy fanatanjahantena
Hotanterahina ny 29 marsa, eny Ambohimanga, ny “Big Challenge” andiany fahadimy. Fifaninanana am-bisikileta tsy mataho-dalana (VTT) karakarain’ny Optimus Bike Academy sy ny Bike& Components. Hetsika tohanan’ny Scott sy CT Motors. «Natao manokana eny Ambohimanga ny hetsika, hampahafantarana ny rehetra ny hakanton’ny toerana sy hampiroboroboana ny fizahantany ary hizarana ireo tombontsoa […]
Brickaville sy Manakara: Napetraka ny fari-pitrandrahana
Nidina ifotony tany amin’ny kaominina Anivorano sy Fetraomby, distrika Brickaville, ny fitantanam-paritry ny harena an-kibon’ny tany (DRMRS) Atsinanana sy ny BCMM Toamasina, ny 16 hatramin’ny 20 marsa teo. Napetraka ny fari-pitrandrahana voafehy (Zone d’encadrement) ny harena ambanin’ny tany madinika tany an-toerana. Natao ny 24 marsa kosa ny tany Mahavelobe, kaominina […]




