Auteur/autrice : Adnews

Halatra taolam-paty: dimy lahy voaheloka mandra-pahafatiny

Nasiaka ny mpitsara nandritra ny fotoam-pitsarana momba ny raharaha ady heloka bevava ny afakomaly, tao amin’ny fitsarana ambony Toamasina. Dimy lahy voaheloka higadra mandra-pahafaty noho ny raharaha halatra taolam-paty. Nilatsaka ny fanamelo­hana asa an-terivozona mandra-pahaty ho an’ ireo dimy lahy tompon’antoka tamina halatra taolam-paty, araka ny antontan-taratasin’ ady roa samihafa. […]