Nahomby ny ekipan’ny Cospn omaly, nanoloana ny Ferroviario Mozambika. Ao anatin’ny fifanintsanana “Élite 16”, hahazoana ny tapakila hiatrehina ny “Road to BAL” 2024, taranja basikety. Nandresy tamin’ny isa 88 no ho 57 ny Malagasy. Hatrany am-piandohan’ ny lalao no efa nanantombo ny Cospn ary voatazony hatramin’ny fiafaran’ ny fihaonana izany […]
Auteur/autrice : Adnews
Fiombonana : “Tsy tokony hiandry krizy vao hifampiresaka”
“Ilaina ny fifanakalozan-kevitra. Tsy hoe hiandry krizy vao hifampiantso sy hifampiresaka isika”, hoy ny fanehoan-kevitry ny sekretera jeneralin’ny antoko Fiombonana, Retogniane Durlin, manoloana ny fivoahan’ny fironan’ny voka-pifidianana vonjimaika amin’izao. Betsaka, ohatra, ny tsy ara-dalàna hitan’ny kandidà lah. 13, izay efa avoakany tsikelikely. Midika izany fa tsy maintsy hanohitra ny voka-pifidianana […]
Hiffim: “Ho hita ny hatao aorian’ny valim-pifidianana”
Nitondra ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny Hetsika iombonana ho amin’ny fanarenana sy fanorenana ifotony an’i Madagasikara (Hiffim), tarihin’Andriamiseza Alain. Nambarany fa miandry aloha izy ireo izao. “Nanome fotoana ny tenako hoe amin’ny volana janoary 2024 isika mihaona. Misy antony ao matoa aho miteny an’izany. Heveriko fa amin’izay […]
INDRAY MIJERY
Nanome ra maimaimpoana teny amin’ny Mosquée Palestine 67 ha, omaly, ny fikambanan’ny Tanora silamo sonita eto Madagasikara, FT2SM, sy ny YGC (Youth Generation Conqueror). Fanavotana ain’olona no tanjona ary tafiditra ao anatin’ny Androm-paritra ho an’ny fanomezan-dra rahateo. “Betsaka ny olona tsy ampy ra dia mba mandray anjara amin’ny fanampiana azy […]
“16 jours d’activisme”: marolafy ny ady amin’ny herisetra
“Isika rehetra mitambatra mba hisorohana ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy sy ny ankizivavy”. Io no lohahevitra maneran-tany mandritra ny “16 jours d’activisme”, fe-potoana natokana hanatanterahana ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy sy ny ankizivavy, ny 25 novambra izao. Manana anjara amin’izany ny Mpanazava eto Madagasikara. Ny fandraisan’anjaran’ny rehetra mandritra […]





